1 line
288 B
Plaintext
1 line
288 B
Plaintext
\v 23 Da nangehin'i Jesosy hoavy aminazy gne indreo, da nijakany ame ohatry hoe: Akôry gne ahafahan'ny satana mandroky an'ny satana?\v 24 raha misy fanjaka miady ame fanjaka da tsy maintsy rava izany. \v 25 Raha misy avaokoa tokatrano miady atragno da tsy mahadigny izany tokatrano ija. |