tkg_mrk_text_reg/05/09.txt

1 line
196 B
Plaintext

Ary izy nagnontany enazy oe: " ia gnagnaranao ? " Da namaly izy oe " Legiona gnagnarako, satria da maro iahay". Ary da mbola namerimberigny gne fangatahany izy ba tsy androkenazy iala gne faritry.