tkg_mrk_text_reg/02/13.txt

1 line
273 B
Plaintext

\v 13 Avy teo da nandeha tamoron-dranomasy koa Izy,ary nagnato enazy aby avakoa gn'olo,da nampianariny indreo.\v 14 Ra nandalo Izy da nahita an'i Levy zanak'i Alfeo nipetraky tame fandagnona hetra ka hoy Izy taminazy se: Magnaraha'' ana da nitsanga izy ka nagnaraky Anazy.