tkg_mrk_text_reg/14/35.txt

1 line
244 B
Plaintext

\v 35 Rehefa niataky lavidavitry i Jesosy, nandohaliky izy , da nivavaky mba hiala amin'azy gne fijalia izao . \v 36 Hoy izy : " Aba, Ray, efa ainao gne raha aby. Alay agny ity fijalia ity. Kanefa, aleo gne sitraponao gn'atao fa tsy gn'anaha. "