1 line
434 B
Plaintext
1 line
434 B
Plaintext
\v 33 Nefa nitodika i Jesosy da nagnety ireo mpianatrin'ny ary avy eo da nizaka mafy an'i Petera ka nagnano hoe : '' Misihitaha lavitry anahy agny, e satana! tsy mba mandinika e rahan' Andriamanitra anao, fa e raha nolo''. \v 34 Avy teo da nangaiky e vahoaka sy e mpianatrin'ny niaraka izy, ary hoy izy tamindreo hoe : ''Raha misy tia agnaraky anahy, da tsy maintsy mandà e! tegnany izy, mangala e! hazo fijalia, ary magnaraka anahy! |