tkg_mrk_text_reg/08/07.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 7 Ary mbola nanana vily kidy koa indreo, ka rehefa avy nivavaka andreo izy, da nibaiko andreo mpianatran'ny mba hagnome an'izany koa izy. \v 8 Da nihina indreo da voky, ary nalaindreo ny sisasisa tavela, ka nahafeno aro fito zakabe. \v 9 Eo eo eho efatra arivo eho e olo tamin'izany. Aveo da nampandehanany mody indreo. \v 10 Avy da nimpitiky tamin'ny sambokidy niaraka tame mpianatrin'izy, ary nandeha agny ame faritra Dalmanota indreo.