tkg_mrk_text_reg/07/17.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 17 Rehefa niala teo ame vahoaky i Jesosy, da nagnotany gne mpianatriny rehefa nitsoky andragno izy, mikasiky gne fagnohara nampiasainy tagny am-boalohany.\v 18 Da hoy i Jesosy namaly hoe : " da mbola bado ve anareo? Tsy fantatrareo fa izay miditry agnatin'olo avy iveleny da tsy hapalato azy mihintsy \v 19 satria tsy ame fony gne hidiran'izany fa ame trokony ka mizotso ame fangiriany? Izany gne fagnambaran'i Jesosy iazany gne nahatonga gne sakafo rehetra nadio.