\v 35 Rehefa niataky lavidavitry i Jesosy, nandohaliky izy , da nivavaky mba hiala amin'azy gne fijalia izao . \v 36 Hoy izy : " Aba, Ray, efa ainao gne raha aby. Alay agny ity fijalia ity. Kanefa, aleo gne sitraponao gnatao fa tsy gn'anaha. "