tkg_mrk_text_reg/14/47.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 47 Nisy mpianatry nitsagna teo, nagnazotso gne sabatriny ka nifira gne sofiny. Gne mpiaradia tame mpisoromb.\v 48 Tamin'izay hoy Jesosy hoe: "avy anareo hisambotry an,mitovy ame hissambotry dahalo, izay minday sabatry sy amesa? \v 49 fa gnagnino tamina nampianatry tao an-deglizy tsy nosamborinareo. Kanefa izany gne natao mba hahatateraky gme vohalaza ao ame soratra masy"\v 50 Nipody sy niala an'i Jesosy gn'olo niaraky taminizay