\v 29 Da hoy i Jesosy tam' raviavy " Noho izany zakanao izany, mandehana mandeha fa efa niala tamè zanakao gne demony . " \v 30 Ary rehefa niverigny tagny aminazy raviavy da nahita gne zanany natory teo ambony kitrara izay efa tsy misy demony koa.