\v 26 Fa mikasiky gne fitsagnan'e tegna ame maty, tsy novakinareo me gnao ame bokin'i Mosesy, ao ame andala mikasiky gne voandroy, gne nizakan'Andriamanitra taminazy da nizakany hoe:' Iao gne Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanit'Isaka ary Andriamanitr'i Jakoba'?\v 27 Izy da tsy Zagnahariny gne maty, fa an'e velo. Somary diso hevitry enareo.