\v 1 Ary rehefa nandeha tagny Jerosalema i Jesosy sy gne mpianatriny, ka nagnakaiky an'i Betifanga sy Betania , ame vohitry Oliva, nagniraky gne roa lahy tame mpianatrany i Jesosy.\v 2 Nizaka izy hoe: " Mandehana anareo amin'io vohitry mifagnatriky amitsika io. Raha avy egny anareo da mahita zanak'ampondra mbola tsy nisy nipitiky. Tatao gne fehiny da hoento aty.\v 3 Raha misy olo mahita resaky aminareo hoe: "nagnino io ampondra io gn'alainareo? Da valio hoe misy ampesahan'gne Zagnahary azy ka hapodiny avy eo.