\v 30 Nipody ame jesosy e apostoly sady nitantara tame nazy era vitandreo sady nampenariny andreo. \v 31 Ka hoy izy tamindreo: ''handea agnefitry itsika hangala valaky''.Ka maro e olo nivezivezy, sady tsy nanafotoa hinana indreo. \v 32 Da nandea an-tsambokely indreo mba handea ame tany mangÿ.