\v 36 Raha nahare gne zakandreo i Jesosy da hoy izy tamè mpitariky gne synagoga hoe: "ka malia. Minoa fotsiny evao". \v 37 Ary tsy nisy nekeny niray taminazy, afa-tsy Petera, Jakoba ary Jaona, rahalahan'i Jakoba. \v 38 Avy tamè tragnonè mpitariky gne synegoga indreo ary nahita olo naresaky be teo Izy; nitamagny sy nitatatata indreo.