auto save
This commit is contained in:
parent
e609b877d7
commit
e4eb568558
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Nagnontany enazy indreo oe: "nagnino ireo mpanora-dalana gne magnambara fa tsy maintsy hoavy aloha Elia ? Da hoy izy tamindreo oe: " efa avy voalohany i Elia hagnarigny gne raha aby. Da ino e nahavoasoratry fa gne zanak'olo da hijaly dato ame raha maro ary hoanihy akoigne olo tsy misy dikany ?. Nefa da zakaiko aminareo fa da efa avy i Elia, ary nanin'olo tame mahafa-po gne fony, araky gn'efa voasoratre soratra nmasina mikasiky enazy".
|
\v 11 \v 12 \v 13 Nagnontany enazy indreo oe: "nagnino ireo mpanora-dalana gne magnambara fa tsy maintsy hoavy aloha Elia ? Da hoy izy tamindreo oe: " efa avy voalohany i Elia hagnarigny gne raha aby. Da ino e nahavoasoratry fa gne zanak'olo da hijaly dato ame raha maro ary hoanihy akoigne olo tsy misy dikany ?. Nefa da zakaiko aminareo fa da efa avy i Elia, ary nanin'olo tame mahafa-po gne fony, araky gn'efa voasoratre soratra nmasina mikasiky enazy".
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Rehefa nipody tame mpianatry indreo da nahita vahoky marobe nagnodidy andreo ary gne mpanora-dalana niady hevitry taminazy. Raha vao nahita an'i Jesosy indreo da nikaperatry gne vahoky aby ary raha igny niazakazaka nagnato Enazy igny indreo da nagnotsafy enazy. Nagnontany gne mpianatriny izy oe: "mikasiky gn'ino gnedianareo hevitry aminio ?".
|
\v 14 \v 15 \v 16 Rehefa nipody tame mpianatry indreo da nahita vahoky marobe nagnodidy andreo ary gne mpanora-dalana niady hevitry taminazy. Raha vao nahita an'i Jesosy indreo da nikaperatry gne vahoky aby ary raha igny niazakazaka nagnato Enazy igny indreo da nagnotsafy enazy. Nagnontany gne mpianatriny izy oe: "mikasiky gn'ino gnedianareo hevitry aminio ?".
|
Loading…
Reference in New Issue