auto save
This commit is contained in:
parent
84d7f10631
commit
df336ece4c
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avy teo i Elia sy Mosesy niboda tamindreo ary da nizaka Jesosy aby indreo tamiza. I Petera namaly da nizaka tamin'i Jesosy oe: " Raby ô !, tsara raha mipetraky etoa itsika, alasika agnano tragno kidy, gne raiky home anao, gne raiky koa an'i Mosesy ary gne raiky farany an'i Elia". (Fa tsy fatany e tokotry ho rohoniny satria natahatry mafy endreo)
|
||||
\v 4 \v 5 \v 6 Avy teo i Elia sy Mosesy niboda tamindreo ary da nizaka Jesosy aby indreo tamiza. I Petera namaly da nizaka tamin'i Jesosy oe: " Raby ô !, tsara raha mipetraky etoa itsika, alasika agnano tragno kidy, gne raiky home anao, gne raiky koa an'i Mosesy ary gne raiky farany an'i Elia". (Fa tsy fatany e tokotry ho rohoniny satria natahatry mafy endreo)
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nisy rahogny avy da nandrakotry endreo. Ary nisy feo re avy tagnatine raohgny magnano oe: " Ity gna zanako tiako. Tenomo izy. Tselatsela teo raha nagnety gne magnodidy indreo da tsy nahita nizaniza esanaky, afa-tsy Jesosy raiky evao. Raha nidigny avy tame vohitry indreo , da nofeperany mafy mba tsy hizaka nizaniza gne raha hitandreo, raha tsy efa mitsanga ame maty gne zanak'olo.
|
||||
\v 7 \v 8 Nisy rahogny avy da nandrakotry endreo. Ary nisy feo re avy tagnatine raohgny magnano oe: " Ity gna zanako tiako. Tenomo izy. Tselatsela teo raha nagnety gne magnodidy indreo da tsy nahita nizaniza esanaky, afa-tsy Jesosy raiky evao. Raha nidigny avy tame vohitry indreo , da nofeperany mafy mba tsy hizaka nizaniza gne raha hitandreo, raha tsy efa mitsanga ame maty gne zanak'olo.
|
Loading…
Reference in New Issue