auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-15 02:15:34 -05:00 committed by root
parent 4c137b5e0d
commit d96d252d97
10 changed files with 10 additions and 10 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tenomy, nisy mpamafy handaha hamafy voa. Namafy izy da nisy, da nisy voa sasany niraraky tam'e lala, da avy ireo voro nihina anazy. Ny voa sasany niraraky tam'e vatovato, izay tsy nisy tany firy. Tonga da nitsimoky avy hatrany izy ireny satria tsy laly e tany nisy anazy.
\v 3 \v 4 \v 5 Tenomy, nisy mpamafy handaha hamafy voa. Namafy izy da nisy, da nisy voa sasany niraraky tam'e lala, da avy ireo voro nihina anazy. Ny voa sasany niraraky tam'e vatovato, izay tsy nisy tany firy. Tonga da nitsimoky avy hatrany izy ireny satria tsy laly e tany nisy anazy.

View File

@ -1 +1 @@
Fa refa niosaky e masoandro, da nalazo izy ireo, tsy nisy fakany izy ireo, da maigny. Ny voa hafa niraraky tam'e tsilo. Nitsimoky ny a zakabe ireo tsilo ireo da nangeja azy, ka tsy namoa voa esana.
\v 6 \v 7 Fa refa niosaky e masoandro, da nalazo izy ireo, tsy nisy fakany izy ireo, da maigny. Ny voa hafa niraraky tam'e tsilo. Nitsimoky ny a zakabe ireo tsilo ireo da nangeja azy, ka tsy namoa voa esana.

View File

@ -1 +1 @@
Ny voa hafa niraraky tam'e tany tsara da namokatry teo amboaloany da nia maro, e sasany nitombo avo telopolo heny, ny sasany enimpolo, e sasany zato. '' Avy teo da hoy izy : ''Izay mana tadigny indeshy mihaino, da aoka izy iteno!''
\v 8 \v 9 Ny voa hafa niraraky tam'e tany tsara da namokatry teo amboaloany da nia maro, e sasany nitombo avo telopolo heny, ny sasany enimpolo, e sasany zato. '' Avy teo da hoy izy : ''Izay mana tadigny indeshy mihaino, da aoka izy iteno!''

View File

@ -1 +1 @@
Rehefa i Jesosy raiky, da nagnotany azy momba io fagnoara io ireo mariny anazy sy ireo mpianany roambonifolo. Hoy izy tamin'izy ireo : '' Ho anareo e nanomeza e zava-miafigny e fazakan' Andriamanitry. Fa ho an'ny gn'ivelany da fagnoara evao, amin'ny fotoa agniten'izy ireo, eka agnety izy ireo, fa tsy ahita, amign'e fotoa hitenoman'izy ireo, ahare indreo, nefa tsy hafatatry, na koa hiotaky indreo da hamindra fo amin-dreo Andriamanitry.''
\v 10 \v 11 \v 12 Rehefa i Jesosy raiky, da nagnotany azy momba io fagnoara io ireo mariny anazy sy ireo mpianany roambonifolo. Hoy izy tamin'izy ireo : '' Ho anareo e nanomeza e zava-miafigny e fazakan' Andriamanitry. Fa ho an'ny gn'ivelany da fagnoara evao, amin'ny fotoa agniten'izy ireo, eka agnety izy ireo, fa tsy ahita, amign'e fotoa hitenoman'izy ireo, ahare indreo, nefa tsy hafatatry, na koa hiotaky indreo da hamindra fo amin-dreo Andriamanitry.''

View File

@ -1 +1 @@
Hoy izy tamin-dreo : ''Tsy azonareo me iza fagnoara iza? Akongaia za sh-gn'azahoanareo ireo fagnoara hafa agnaby? E mpamoly namafy voa da e raiky namafy e zaka. Itoa e niraraky t'andala, namafaza e zaka, fa refa ren'izy ireo iza, da tonga avy hatrany Satana ka nangalatry ireo zaka izay vafafy tam'indreo.
\v 13 \v 14 \v 15 Hoy izy tamin-dreo : ''Tsy azonareo me iza fagnoara iza? Akongaia za sh-gn'azahoanareo ireo fagnoara hafa agnaby? E mpamoly namafy voa da e raiky namafy e zaka. Itoa e niraraky t'andala, namafaza e zaka, fa refa ren'izy ireo iza, da tonga avy hatrany Satana ka nangalatry ireo zaka izay vafafy tam'indreo.

View File

@ -1 +1 @@
Itoa e vafafy tame tany feno vatovato, iza, ra nahare e zaka, da nandray iza t'ampifalia. Tsy misy vatriny am'indreo io, fa maharitry fotoa fo avao. Da tonga e fahoria na gne fagneze e zaka, ka avy da lavo indreo.
\v 16 \v 17 Itoa e vafafy tame tany feno vatovato, iza, ra nahare e zaka, da nandray iza t'ampifalia. Tsy misy vatriny am'indreo io, fa maharitry fotoa fo avao. Da tonga e fahoria na gne fagneze e zaka, ka avy da lavo indreo.

View File

@ -1 +1 @@
Gn'afa akotrign'e vavafy tame tany tsilo. Ren-dreo e zaka, fa gne fagnan'izao tontolo izao, gne famitahany gn'arena, sy gne fampesha e zavatry hafa da tafiditry ka mipisa e zaka, ka sy managnishiky iza. Fa ireo izay voafafy tame tany tsara da ireo izay mahare e zaka sy mandray iza, da nanagnishiky telopolo, enimpolo, zato avo heniny gne nafafy.
\v 18 \v 19 \v 20 Gn'afa akotrign'e vavafy tame tany tsilo. Ren-dreo e zaka, fa gne fagnan'izao tontolo izao, gne famitahany gn'arena, sy gne fampesha e zavatry hafa da tafiditry ka mipisa e zaka, ka sy managnishiky iza. Fa ireo izay voafafy tame tany tsara da ireo izay mahare e zaka sy mandray iza, da nanagnishiky telopolo, enimpolo, zato avo heniny gne nafafy.

View File

@ -1 +1 @@
Jesosy nizaka tam'indreo hoe : hindesinao andragno gne jiro mba hany ambany Aro, na ambany fandria? Indeshinao miditry iza da aninao ambony fignishe jiro. Fa tsy misy ra mifigny izay tsy ho fatatry, ary tsy misy tsiambaratelo izay tsy izotso. Ra misy mana tadigny indeshy mitegno, apetray izy hitegno!''.
\v 21 \v 22 \v 23 Jesosy nizaka tam'indreo hoe : hindesinao andragno gne jiro mba hany ambany Aro, na ambany fandria? Indeshinao miditry iza da aninao ambony fignishe jiro. Fa tsy misy ra mifigny izay tsy ho fatatry, ary tsy misy tsiambaratelo izay tsy izotso. Ra misy mana tadigny indeshy mitegno, apetray izy hitegno!''.

View File

@ -1 +1 @@
Hoy izy tam'indreo : '' Mitandrema ame zaka renareo, fa arakarake ohatry agnoaranareo koa, e agnoaranareo, ka ho apia aminareo iza. Satria na ia na ia mana, da omegny misimisy kokoa izy, ka na ia na ia tsy mana, izay anagnany aza ho hesorina aminy.''
\v 24 \v 25 Hoy izy tam'indreo : '' Mitandrema ame zaka renareo, fa arakarake ohatry agnoaranareo koa, e agnoaranareo, ka ho apia aminareo iza. Satria na ia na ia mana, da omegny misimisy kokoa izy, ka na ia na ia tsy mana, izay anagnany aza ho hesorina aminy.''

View File

@ -1 +1 @@
Hoy avao izy : '' Gne fazakan'Andriamanitry da tahaka gne olo raiky mamafy e voany ame tany, matory izy amin'ny gn'ariva ka mifoa izy marandray,
\v 26 \v 27 \v 28 \v 29 Hoy avao izy : '' Gne fazakan'Andriamanitry da tahaka gne olo raiky mamafy e voany ame tany, matory izy amin'ny gn'ariva ka mifoa izy marandray,