auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-16 00:36:52 -05:00 committed by root
parent 708d12b9da
commit d40c9a3ac6
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ambola narandray be, da nivory gne mpisoronabe tamindreo loholona sy gne mpanora-dalana ary gne synedriona Jiosy aby. Nofihezindreo i Jesosy ary nentindreo nijotso. natolotrindreo tamy Pilato Izy. Nagnontany enazy i Pilato oe: "enao me gne mpanjakane Jiosy ?" Namaly izy oe: "voalazanao". Nanolotry gne fiampanga maro manohitry en'i Jesosy indreo lohandohane mpisorogny.
\v 1 \v 2 \v 3 Ambola narandray be, da nivory gne mpisoronabe tamindreo loholona sy gne mpanora-dalana ary gne synedriona Jiosy aby. Nofihezindreo i Jesosy ary nentindreo nijotso. natolotrindreo tamy Pilato Izy. Nagnontany enazy i Pilato oe: "enao me gne mpanjakane Jiosy ?" Namaly izy oe: "voalazanao". Nanolotry gne fiampanga maro manohitry en'i Jesosy indreo lohandohane mpisorogny.

1
15/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nagnontany enazy ka i Pilato oe : " tsy magnome valim-pagnontania me enao ?