auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-22 02:00:12 -05:00 committed by root
parent fa043a3c99
commit cb7d419d40
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Raha igny mbola nihina igny indreo, nandray mofo i Jesosy,nisaotry gne Zagnahary ka nizarazara sady natolotriny tamè mpianany nataony hoe:"Raiso, ity gne nofoko." \v 23 Ary aveo nandray gne kalisy izy,nisaotry gne zagnahary ary nagnome gne mpiantry mba indrano,ka nindrano aby izy rehetra. Da hoy i Jesosy tamin'izay: \v 24 Ity gne ran'ny fanekem-pihavanagny vaovao, Ra izay izay homeko hoan'ny besinimaro. \v 25 Ambarako anareo mazava fa tsy hindrano gne vokatry gne voaloboka koa ahomandra-pahavinin'gne fotoa hindranomako koa ao ame fanjakan'Andremanitra.
\v 22 Raha igny mbola nihina igny indreo, nandray mofo i Jesosy,nisaotry gne Zagnahary ka nizarazara sady natolotriny tamè mpianany nataony hoe:"Raiso, ity gne nofoko." \v 23 Ary aveo nandray gne kalisy izy,nisaotry gne zagnahary ary nagnome gne mpiantry mba indrano,ka nindrano aby izy rehetra. Da hoy i Jesosy tamin'izay: \v 24 "Ity gne ràn'ny fanekem-pihavanagny vaovao, Rà izay homeko hoan'ny besinimaro. \v 25 Ambarako anareo mazava fa tsy hindrano gne vokatry gne voaloboka koa aho mandra-pahavinin' gne fotoa hindranomako ao amè fanjakan'Andremanitra.