diff --git a/12/10.txt b/12/10.txt index 4e60172..532ff3f 100644 --- a/12/10.txt +++ b/12/10.txt @@ -1 +1 @@ -Tsy novakinareo me ity Soratra Masina ity? Gne vato izay halany gne mpanaga-tragno, gne agnamboara tsangambato. Avy tame Zagnahary izany, ary da mahagaga eo agnoloantsika." Nitady hevitry hanamboragny an'i Jesosy endreo, nefa natahotry gne vahoaky, satria fatandreo fa indesy hanohera andreo gne nizakany an'igny fagnohara igny. Da n \ No newline at end of file +Tsy novakinareo me ity Soratra Masina ity? Gne vato izay halany gne mpanaga-tragno, gne agnamboara tsangambato. Avy tame Zagnahary izany, ary da mahagaga eo agnoloantsika." Nitady hevitry hanamboragny an'i Jesosy endreo, nefa natahotry gne vahoaky, satria fatandreo fa indesy hanohera andreo gne nizakany an'igny fagnohara igny. Da napetrakindreo izy ary da lasa nadeha indreo. \ No newline at end of file