diff --git a/14/43.txt b/14/43.txt index 0c1ebc0..b678399 100644 --- a/14/43.txt +++ b/14/43.txt @@ -1 +1 @@ -\v 43 Raha mbola teo am-pizakà izy da avy i Jodasy, iraiky amindreo mpianatriny ,niaraky tamè gn'olo marobe izay ninday sabatry avy amè lohan'ny gne mpisorona, gne mpanora-dalana ary the loholona. \v 44 Nagnome famatara gne mpianatry,nizaka nagnano hoe:"izay horofako da izy izay . Sambory izy sady ambeno "\v 45 Raha avy i Jodasy da nagnatogny an'i Jesosy sady nizaka nagnano hoe "Ramose" sady norofany izy.\v 46 Nisamborigny i Jesosy avy eo. Tsy tapitapitry izay \ No newline at end of file +\v 43 Raha mbola teo am-pizakà izy da avy i Jodasy, iraiky amindreo mpianatriny ,niaraky tamè gn'olo marobe izay ninday sabatry avy amè lohan'ny gne mpisorona, gne mpanora-dalana ary gne loholona. \v 44 Nagnome famantara gne mpianatry,nizàka nagnano hoe:"izay horofako da izy izay . Sambory izy sady embeno "\v 45 Raha avy i Jodasy da nagnatogny an'i Jesosy sady nizàka nagnano hoe "Ramose" sady norofany izy.\v 46 Nisamboriny i Jesosy avy eo. Tsy tapitapitry izay \ No newline at end of file