diff --git a/15/42.txt b/15/42.txt index 186edc5..fb05b8e 100644 --- a/15/42.txt +++ b/15/42.txt @@ -1 +1 @@ -\v 42 \v 43 \v 44 Raha avy gn'ariva, satria andro fiomagna izany oe andro mialohane gn'andro sabata io, da avy teo i Josefa avy agny Arimatia. Mpikamba hajay ao ao amesynedriona izy, izay nandigny gne fanjakane zagnahary. Nisy fahasahia izy nandeha tam'i Pilato hangataky gne fatin'i Jesosy. Gaga i Pilato oe maty sahady i Jesosy; da nangiany gne Kapiteny ary nagnontany enazy izy laha maty dato i Jesosy. \ No newline at end of file +\v 42 \v 44 Raha avy gn'ariva, satria andro fiomagna izany oe andro mialohane gn'andro sabata io, \v 43 da avy teo i Josefa avy agny Arimatia. Mpikamba hajay ao ao amesynedriona izy, izay nandigny gne fanjakane zagnahary. Nisy fahasahia izy nandeha tam'i Pilato hangataky gne fatin'i Jesosy. Gaga i Pilato oe maty sahady i Jesosy; da nangiany gne Kapiteny ary nagnontany enazy izy laha maty dato i Jesosy. \ No newline at end of file