auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-21 08:53:03 -05:00 committed by root
parent 0eb85a0369
commit b3849ce162
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 Nifandiniky niaraky ireo mpanoradalana sady nekàny ary da vaky zaka hoe: "Raha isika mamaly hoe avy an-dagnitry da hamaly atsika izy hoe nagnino anareo tsy nino sa?\v 32 Fa raha isika kosa mamaly hoe avy am'gn' olo,... Da natatry mafy gn'olo gne mpanoradalana satria fantany gne vahoaka fa i Jesosy da mpaminan'gne Zagnahary tokôtry. \v 33 Namaly an'i Jesosy farany ireo ka nizaka hoe "tsy hainay".Namaly andreo koa i Jesosy hoe: " tsy hamaly anareo koa aho hoe avy aiza gne fahefa nahavitako anireny"
\v 31 Nifandiniky niaraky ireo mpanoradalana sady nekàny ary da vaky zaka hoe: "Raha isika mamaly hoe avy an-dagnitry da hamaly atsika izy hoe nagnino anareo tsy nino sa?\v 32 Fa raha isika kosa mamaly hoe avy am'gn' olo,... Da natatry mafy gn'olo gne mpanoradalana satria fantany gne vahoaka fa i Jesosy da mpaminan'gne Zagnahary tokôtry. \v 33 Namaly an'i Jesosy farany ireo ka nizaka hoe "tsy hainay".Namaly andreo koa i Jesosy hoe: " tsy hamaly anareo koa aho hoe avy aiza gne fahefà nahavitako anireny"