From aa7f695927735ade2db7b19974ee9574299d98a4 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD136 <> Date: Thu, 16 Jan 2020 00:36:52 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 09/42.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/09/42.txt b/09/42.txt index db9f375..f97d695 100644 --- a/09/42.txt +++ b/09/42.txt @@ -1 +1 @@ -Fa n'iza n'iza nahasositry gne raiky aminareo kidikidy mino enah reo da tsara ho anazy gne agnatogna vato zakabe fikosoam-bary mifehy eo ame vozony ka halatsaky agny andranomasina. Raha gne tagnanao gne minday enao ame fahota da tapay agny. Fa tsara ho anao e miditry ho kilemay agny ame fiaina toy izay mana tagna roy nefa handeha agny ame gnafobe, izay afo tsy maty vonoy. [ Fagnamaria: e fandika tsara indrindra da tsy magnisy e fehezan-teny ao amigne andininy faha 44 sy 46 oe: \ No newline at end of file +Fa n'iza n'iza nahasositry gne raiky aminareo kidikidy mino enah reo da tsara ho anazy gne agnatogna vato zakabe fikosoam-bary mifehy eo ame vozony ka halatsaky agny andranomasina. Raha gne tagnanao gne minday enao ame fahota da tapay agny. Fa tsara ho anao e miditry ho kilemay agny ame fiaina toy izay mana tagna roy nefa handeha agny ame gnafobe, izay afo tsy maty vonoy. [ Fagnamaria: e fandika tsara indrindra da tsy magnisy e fehezan-teny ao amigne andininy faha 44 sy 46 oe: "izaytsy maty mihitsy \ No newline at end of file