diff --git a/09/42.txt b/09/42.txt index 6d85fc5..8080b1d 100644 --- a/09/42.txt +++ b/09/42.txt @@ -1 +1 @@ -\v 42 \v 43 \v 44 Fa n'iza n'iza nahasositry gne raiky aminareo kidikidy mino enah reo da tsara ho anazy gne agnatogna vato zakabe fikosoam-bary mifehy eo ame vozony ka halatsaky agny andranomasina. Raha gne tagnanao gne minday enao ame fahota da tapay agny. Fa tsara ho anao e miditry ho kilemay agny ame fiaina toy izay mana tagna roy nefa handeha agny ame gnafobe, izay afo tsy maty vonoy. [ Fagnamaria: e fandika tsara indrindra da tsy magnisy e fehezan-teny ao amigne andininy faha 44 sy 46 oe: "izaytsy maty mihitsy e h \ No newline at end of file +\v 42 \v 43 \v 44 Fa n'iza n'iza nahasositry gne raiky aminareo kidikidy mino enah reo da tsara ho anazy gne agnatogna vato zakabe fikosoam-bary mifehy eo ame vozony ka halatsaky agny andranomasina. Raha gne tagnanao gne minday enao ame fahota da tapay agny. Fa tsara ho anao e miditry ho kilemay agny ame fiaina toy izay mana tagna roy nefa handeha agny ame gnafobe, izay afo tsy maty vonoy. [ Fagnamaria: e fandika tsara indrindra da tsy magnisy e fehezan-teny ao amigne andininy faha 44 sy 46 oe: "izay tsy maty mihitsy e hàka \ No newline at end of file