diff --git a/02/15.txt b/02/15.txt index 9a05a18..dac5138 100644 --- a/02/15.txt +++ b/02/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 Nihina tamindry Levy i jesosy izy ame mpamori-hetra sy gne olo mpanota maro miaraky ame mpianatriny,sady maro gne tagnaraky Anazy. \v 16 Hoy gne fariseo izy ame mpanora-dalagny raha nahita an'i jesosy niara-nihina tame mpanota izy ame mpamory hetra se: Nagnino mampiara-koma anazy ame mpamory hetra izy ame olo mpanota? \ No newline at end of file +\v 15 Nihina tamindry Levy i Jesosy,izy ame mpamori-hetra sy gne olo mpanota maro miaraky ame mpianatriny,sady maro gne tagnaraky Anazy. \v 16 Hoy gne fariseo izy ame mpanora-dalagny raha nahita an'i jesosy niara-nihina tame mpanota izy ame mpamory hetra se: Nagnino mampiara-koma anazy ame mpamory hetra izy ame olo mpanota? \ No newline at end of file