auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-17 03:17:50 -05:00 committed by root
parent 144c4794ea
commit 96144e7a3d
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Teo no eo da nalefa niakatry an-tsambokely e mpianatriny mba handea aloha heregnilany, hoa Betsaida, raha nandefa e vahoaka izy. Rehefa nandea indreo, da nandea niakatry tatendrimbohitry izy mba hivavaky. Raha avy e hariva, efa tategnategnany e ranomasy e sambokely, izy raiky e sisa tegny an-tanety.
\v 45 \v 46 \v 47 Teo no eo da nalefa niakatry an-tsambokely e mpianatriny mba handea aloha heregnilany, hoa Betsaida, raha nandefa e vahoaka izy. Rehefa nandea indreo, da nandea niakatry tatendrimbohitry izy mba hivavaky. Raha avy e hariva, efa tategnategnany e ranomasy e sambokely, izy raiky e sisa tegny an-tanety.

View File

@ -1 +1 @@
Hitany fa sahira mafy e mpianatriny satria nanohitry mafy e sambokely ndreo e rivotry. Teo ho eo ame ora fiambena fahefatry e aly da nandea amindreo hegny izy, nandea ambony ranomasy, raha
\v 48 \v 49 \v 50 Hitany fa sahira mafy e mpianatriny satria nanohitry mafy e sambokely ndreo e rivotry. Teo ho eo ame ora fiambena fahefatry e aly da nandea amindreo hegny izy, nandea ambony ranomasy, raha