auto save
This commit is contained in:
parent
a3569ef577
commit
8faa4f782f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ra vosambitry i Jaona,da tonga tao Galilia i Jesosy nagnambara gne filazantsaran'Andremanitry,ary nizaka hoe "Efa av gne fotoa,ary efa akaiky gne fanjakan'Andremanitra.Mibeba da minoa gne filazantsara."
|
||||
\v 14 \v 15 Ra vosambitry i Jaona,da tonga tao Galilia i Jesosy nagnambara gne filazantsaran'Andremanitry,ary nizaka hoe "Efa av gne fotoa,ary efa akaiky gne fanjakan'Andremanitra.Mibeba da minoa gne filazantsara."
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ra nandeha tegny amoron-drano ny Galilia izy ,da nahita any Simona izy amy Andre ralahan'i Simona nagnarato.satria pagnarato gnasany.Hoy Jesosy tamindreo hoe"avia magnaraky ana,fa aniko mpagnarato olona anareo".Eo eo avao da napetrany gnaratony ary nagnaraky anazy indreo.
|
||||
\v 16 \v 17 \v 18 Ra nandeha tegny amoron-drano ny Galilia izy ,da nahita any Simona izy amy Andre ralahan'i Simona nagnarato.satria pagnarato gnasany.Hoy Jesosy tamindreo hoe"avia magnaraky ana,fa aniko mpagnarato olona anareo".Eo eo avao da napetrany gnaratony ary nagnaraky anazy indreo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avy tao Kapernaomy indreo ary tamy gne andro sabata,da niditry tao ame synagoga i jesoa aveo da nampianatry. Gaga tamy gne fapenara aby indreo, satria nampianatry andreo mitovy ame olo managny fahefaha izy fa tsy mitovy ame panora-dalala.:
|
||||
\v 21 \v 22 Avy tao Kapernaomy indreo ary tamy gne andro sabata,da niditry tao ame synagoga i jesoa aveo da nampianatry. Gaga tamy gne fapenara aby indreo, satria nampianatry andreo mitovy ame olo managny fahefaha izy fa tsy mitovy ame panora-dalala.:
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avy teo da nisy lelahy raiky tao ame synagogandreo izay nisy fagna maloto nizaka mafy nagnano hoe"ino gne ifandraisanay aminao,ro Jesosy avy agny Nazareta?avy amoty anay nda anao ty?fantanko aza anao.Anao gne Masin'andremanitra!".Nizaka mafy ane devoly i Jesosy nagnano hoe:"mangina ary mizotsa tao"ary nge fagna maloto nampinjaly anazy da nizotso tao ary nizaka ame feo mafy.
|
||||
\v 23 \v 24 \v 25 \v 26 Avy teo da nisy lelahy raiky tao ame synagogandreo izay nisy fagna maloto nizaka mafy nagnano hoe"ino gne ifandraisanay aminao,ro Jesosy avy agny Nazareta?avy amoty anay nda anao ty?fantanko aza anao.Anao gne Masin'andremanitra!".Nizaka mafy ane devoly i Jesosy nagnano hoe:"mangina ary mizotsa tao"ary nge fagna maloto nampinjaly anazy da nizotso tao ary nizaka ame feo mafy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
kaperatry gnola aby da nifagnatogny indreo hoe "ino ty maro?Fampenaragny vaovao misy fahefa?Bekony aby gne fagna maloto da magneky anazy aby indreo. Nge vaoavao momba anazy da niparitaky tamy e rehetra tevgny da tao ame faritry Galilia manotolo.
|
||||
\v 27 \v 28 kaperatry gnola aby da nifagnatogny indreo hoe "ino ty maro?Fampenaragny vaovao misy fahefa?Bekony aby gne fagna maloto da magneky anazy aby indreo. Nge vaoavao momba anazy da niparitaky tamy e rehetra tevgny da tao ame faritry Galilia manotolo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ra avy nizotso an'i synagoga da avy ame tragnon'i Simona izy amy Andre indreo,niaraky amin'i Jakoba sy Jaona.Ary gne rafozam-bavin'i Simona matory voane tazo,ka nizakandreo an'i Jesosy nge momba anazy.Da nagnatogny izy ka da nandray gne tagnany ary mampifoa anazy, da afaky gne tazony,da avy teo nanomboky nanompo anazy agnaby indreo tao.
|
||||
\v 29 \v 30 \v 31 Ra avy nizotso an'i synagoga da avy ame tragnon'i Simona izy amy Andre indreo,niaraky amin'i Jakoba sy Jaona.Ary gne rafozam-bavin'i Simona matory voane tazo,ka nizakandreo an'i Jesosy nge momba anazy.Da nagnatogny izy ka da nandray gne tagnany ary mampifoa anazy, da afaky gne tazony,da avy teo nanomboky nanompo anazy agnaby indreo tao.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Taminio aligny io,tafarany nge gnileteny masandro da nentindreo taminazy aby gne nanary izy ame misy devoly.Nivory niaraky tame varangara aby gnolo rehetra,nagnasitragny olona maro izy ary nagnarigny aretina maro avakoa da nandroky devoly maro,tsy navelany nizaka gne devoly satria nafantatry anazy.
|
||||
\v 32 \v 33 \v 34 Taminio aligny io,tafarany nge gnileteny masandro da nentindreo taminazy aby gne nanary izy ame misy devoly.Nivory niaraky tame varangara aby gnolo rehetra,nagnasitragny olona maro izy ary nagnarigny aretina maro avakoa da nandroky devoly maro,tsy navelany nizaka gne devoly satria nafantatry anazy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nifoha mandragny be izy,ra mbola mizigny gnandro,niala teo izy ka nandeha tame toeragny mitokagny ary teo izy gne nivavaky.Nitady anazy i Simona sy gne namany niaraky aminazy.Nahita anazy indreo ary niaka hoe"mitady anao gne olon-drehetra."
|
||||
\v 35 \v 36 \v 37 Nifoha mandragny be izy,ra mbola mizigny gnandro,niala teo izy ka nandeha tame toeragny mitokagny ary teo izy gne nivavaky.Nitady anazy i Simona sy gne namany niaraky aminazy.Nahita anazy indreo ary niaka hoe"mitady anao gne olon-drehetra."
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
;amihoy izy hoe:"handeha tsika ame toera-kafa, ambandiky ame toera-kafa, mba avitako mitory teny amignagny koa. Fa izay gnantony gne nandehanako aty" . Da nitety any Galilia izy, nitory teny tao ame synagogan'indreo sady nandroky devoly maro.
|
||||
\v 38 \v 39 ;amihoy izy hoe:"handeha tsika ame toera-kafa, ambandiky ame toera-kafa, mba avitako mitory teny amignagny koa. Fa izay gnantony gne nandehanako aty" . Da nitety any Galilia izy, nitory teny tao ame synagogan'indreo sady nandroky devoly maro.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nisy boka raiky nagnato anazy. Nitaraigny aminazy; nandohaliky teo aminazy ary nizaka aminazy nagnano hoe: " Ra sitrakao da afaky magnadio ana anao. " nalahelo anazy, da nagnapatry gne tagnany i Jesosy ary nikasika anazy, nizaka nagnano hoe: "sitrako, misitragna agny anao. " Niala aminy agnaby gnabokagny, ary nadio izy.
|
||||
\v 40 \v 41 \v 42 Nisy boka raiky nagnato anazy. Nitaraigny aminazy; nandohaliky teo aminazy ary nizaka aminazy nagnano hoe: " Ra sitrakao da afaky magnadio ana anao. " nalahelo anazy, da nagnapatry gne tagnany i Jesosy ary nikasika anazy, nizaka nagnano hoe: "sitrako, misitragna agny anao. " Niala aminy agnaby gnabokagny, ary nadio izy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nampitandrigny mafy anazy i Jesosy, ary nandefa anazy. hoy izy taminy" tandremo tsy hizaka na amin'iza na iza enao, fa mandana, abohay ame mpisora gne tegnanao, ary magnambohara fagnatritry nony fadiovana araky gne zakan'i Mosesy, mba ho vavolombelogne ho andreo.
|
||||
\v 43 \v 44 Nampitandrigny mafy anazy i Jesosy, ary nandefa anazy. hoy izy taminy" tandremo tsy hizaka na amin'iza na iza enao, fa mandana, abohay ame mpisora gne tegnanao, ary magnambohara fagnatritry nony fadiovana araky gne zakan'i Mosesy, mba ho vavolombelogne ho andreo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ka nizotso izy ary nanomboky nizaka ame olon-ndrehetra, sy nagnaparitaky gne zaka ka da tsy niditry malalaky ame tanagny rehetra sanaky i Jesosy. ka nipetraky tagny ambadiky tagny ame toera mikombo izy ary nagnatogny anazy gnolo avy ame toerana hafa.
|
||||
\v 45 Ka nizotso izy ary nanomboky nizaka ame olon-ndrehetra, sy nagnaparitaky gne zaka ka da tsy niditry malalaky ame tanagny rehetra sanaky i Jesosy. ka nipetraky tagny ambadiky tagny ame toera mikombo izy ary nagnatogny anazy gnolo avy ame toerana hafa.
|
Loading…
Reference in New Issue