auto save
This commit is contained in:
parent
f80c6089b6
commit
7d182d0518
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 6 \v 7 Fa refa niboaky e masoandro, da nalazo izy ireo, tsy nisy vatriny izy ireo, da maigny. Ny voa hafa niraraky tame tsilo. Nitombo ireo tsilo ireo da nipisa anazy, ka tsy namoa voa esana.
|
||||
\v 6 Fa refa niboaky e masoandro, da nalazo izy ireo, tsy nisy vatriny izy ireo, da maigny. \v 7 Gne voa hafa niraraky tame tsilo. Nitombo ireo tsilo ireo da nipisa anazy, ka tsy namoa voa esana.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Hoy indraiky izy nagnano hoe : '' Ino gn'azontsika ampitaha ame fanjakan'Andriamanitra, na ino e ra azo anitsika fagnoara hanazava iza? Iza da mitovy ame voatsinefy ra hafafy, izy e voa kidy indrindra ambon'ny tany. Rehefa voafafy iza, da mitombo ka lasa zakabe nohon'ny gne hazo agnaby, mamoa gne rantsany vivety, ka azogne voro amboara tragno gn'amin'ny halotriny.''
|
||||
\v 30 \v 31 \v 32 Hoy indraiky izy nagnano hoe : '' Ino gn'azontsika ampitaha ame fanjakan'Andriamanitra, na ino e ra azo anitsika fagnoara hanazava iza? Iza da mitovy ame voatsinefy ra hafafy, izy e voa kidy indrindra ambon'ny tany. Rehefa voafafy iza, da mitombo ka lasa zakabe nohon'ny gne hazo agnaby, mamoa gne rantsany vivety, ka azogne voro amboara tragno gn'amin'ny halotriny.''
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ka fagnoara maro e nagnambarany e zaka tam'indreo, arake fahazoandreo anazy, ary tsy nizaka tam'indreo hafa-tsy gne fagnoara izy. Fa rehefa izy iraky, da no hazavaigny tamin'ireo mpianany manokany izy agnaby.
|
||||
\v 33 \v 34 Ka fagnoara maro e nagnambarany e zaka tam'indreo, arake fahazoandreo anazy, ary tsy nizaka tam'indreo hafa-tsy gne fagnoara izy. Fa rehefa izy iraky, da no hazavaigny tamin'ireo mpianany manokany izy agnaby.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tamin'iza andro iza, ra avy gn'ariva, da hoy izy tam'indreo hoe : '' asika itsika hidika ery ampita. ''Ka nishitaky e vahoaka indreo, ninday an'i Jesosy hiaraky am'indreo, ra igny izy t'agnaty sambo kididiky igny. Nisy sambo kidikidy nindray tamimdreo. Avy teo nisy rivotry be da nagnisho ka nanakotry e sambo kidy ka saika feno rano e sambo kidy.
|
||||
\v 35 \v 36 \v 37 Tamin'iza andro iza, ra avy gn'ariva, da hoy izy tam'indreo hoe : '' asika itsika hidika ery ampita. ''Ka nishitaky e vahoaka indreo, ninday an'i Jesosy hiaraky am'indreo, ra igny izy t'agnaty sambo kididiky igny. Nisy sambo kidikidy nindray tamimdreo. Avy teo nisy rivotry be da nagnisho ka nanakotry e sambo kidy ka saika feno rano e sambo kidy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ka i Jesosy raiky e natory nambodigne sambo kidy, tambony honda. Nitrohafindreo izy, ka nizaka hoe : ''Ramose o, tsy mapagnino anao ra maty etoa isika?'' Ka nitrotry izy, da nizaka mafy tame rivotry sy gne ranomasy : '' Mijanogna! megnena!'' Ka nijanogny e rivotry ka lasa nilamigny.''
|
||||
\v 38 \v 39 Ka i Jesosy raiky e natory nambodigne sambo kidy, tambony honda. Nitrohafindreo izy, ka nizaka hoe : ''Ramose o, tsy mapagnino anao ra maty etoa isika?'' Ka nitrotry izy, da nizaka mafy tame rivotry sy gne ranomasy : '' Mijanogna! megnena!'' Ka nijanogny e rivotry ka lasa nilamigny.''
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ka hoy izy tam'indreo : '' Nagnino anareo e malia? Mbola tsy manampinoa avao anareo?'' Mangorohoro indreo ka nifampizaka hoe : '' Ia lotry ity, fa na gne rivotry sy gne ranomasy aza magneky enazy?''
|
||||
\v 40 \v 41 Ka hoy izy tam'indreo : '' Nagnino anareo e malia? Mbola tsy manampinoa avao anareo?'' Mangorohoro indreo ka nifampizaka hoe : '' Ia lotry ity, fa na gne rivotry sy gne ranomasy aza magneky enazy?''
|
Loading…
Reference in New Issue