diff --git a/08/24.txt b/08/24.txt index 823c769..6f491ea 100644 --- a/08/24.txt +++ b/08/24.txt @@ -1 +1 @@ -Da nitroatra izy, ka nizaka hoe : '' Mahita olo mitovy ame hazo mandehandeha iaho.'' Napetrakan'i Jesosy teo ame masony indraiky e tagnany, ary nahita masony \ No newline at end of file +Da nitroatra izy, ka nizaka hoe : '' Mahita olo mitovy ame hazo mandehandeha iaho.'' Napetrakan'i Jesosy teo ame masony indraiky e tagnany, ary nahita masony raha lehilahy, da niverigny tame laoniny e fahitany, ary nahita mazava tsara e raha aby izy. Da nampandeanin'i Jesosy mody izy ary nozakainy hoe : '' Ka miditra ao an-tana.'' \ No newline at end of file