auto save
This commit is contained in:
parent
2988ee9d3f
commit
6603caa288
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 \v 2 \v 3 Hoy izy tamndreo oe: " lazaiko aminareo marigny tokoa fa misy aminareo izay mitsanga etoa gne tsy agnandra izà fahafatesa zà alohan'ny gne ahitandreo gne fanjakan'Andriamanitra izay ho avy tamigne hery zakabe. Enina andro taty afara, da netin'i Jesosy niaraky taminazy i Petera sy zakoba ary Jaona tegny ambonine vohitra avobe, indreo evao gne tagny. Avy teo da niova tarehy tagnatrehandreo teo i Jesosy. Gne fitafiny niova namitapiratry sady mazava fotsy be, fotsy mihoatry gne raha nampamotsy tambonine tany tetoa.
|
||||
\v 1 \v 2 \v 3 Hoy izy tamndreo oe: " lazaiko aminareo marigny tokoa fa misy aminareo izay mitsanga etoa gne tsy agnandra izà fahafatesa zà alohan'ny gne ahitandreo gne fanjakan'Andriamanitra izay ho avy tamigne hery zakabe. Enina andro taty afara, da netin'i Jesosy niaraky taminazy i Petera sy zakoba ary Jaona tegny ambonine vohitra avobe, indreo evao gne tagny. Avy teo da niova tarehy tagnatrehandreo teo Izy. Gne fitafiny niova namitapiratry sady mazava fotsy be, fotsy mihoatry gne raha nampamotsy tambonine tany tetoa.
|
Loading…
Reference in New Issue