auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-15 06:39:33 -05:00 committed by root
parent 924b50590f
commit 61dd153f33
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Da hoy Iy tamindreo: '' Mbola tsy novakinareo me e raha namboarin'ny Davida tagnatin e fasahiragna sy e mosary- indreo miaraky ame lelahy namany- akognaia e nidirany tandragnon'Andriamanitry tame andron'i Abiatara mpisorom-be, ka nihina mofo ne fagnatreha, izay tsy ara-dalà ndre ia e hihina
Da hoy Iy tamindreo: '' Mbola tsy novakinareo me e raha namboarin'ny Davida tagnatin e fasahiragna sy e mosary- indreo miaraky ame lelahy namany- akognaia e nidirany tandragnon'Andriamanitry tame andron'i Abiatara mpisorom-be, ka nihina mofo ne fagnatreha, izay tsy ara-dalà ndre ia e hihina anazy hafa tsy gne mpisorana avao, ary mbola nagnomezagny maromaro e niaraky taminazy