diff --git a/09/01.txt b/09/01.txt index 2afc2be..a8ec680 100644 --- a/09/01.txt +++ b/09/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Hoy izy tamndreo hoe: " lazaiko aminareo marigny tokoa fa misy aminareo izay mitsanga etoa gne tsy agnandra izà fahafatesa zà alohan'ny gne ahitandreo gne fanjakan'Andriamanitra izay ho avy tamigne hery zakabe. \v 2 Enina andro taty afara, da netin'i Jesosy niaraky taminazy i Petera sy zakoba ary Jaona tegny ambonine vohitra avobe, indreo evao gne tagny. Avy teo da niova tarehy tagnatrehandreo teo Izy. \v 3 Gne fitafiny niova namitapiratry sady mazava fotsy be, fotsy mihoatry gne raha nampamotsy tambonine tany tetoa. \ No newline at end of file +\v 1 Hoy izy tamndreo hoe: " lazaiko aminareo marigny tokoa fa misy aminareo izay mitsanga etoa gne tsy agnandra izà fahafatesa zà alohanè gne ahitandreo gne fanjakan'Andriamanitra izay ho avy tamigne hery zakabe. \v 2 Enina andro taty afara, da netin'i Jesosy niaraky taminazy i Petera sy zakoba ary Jaona tegny ambonine vohitra avobe, indreo evao gne tagny. Avy teo da niova tarehy tagnatrehandreo teo Izy. \v 3 Gne fitafiny niova namitapiratry sady mazava fotsy be, fotsy mihoatry gne raha nampamotsy tambonine tany tetoa. \ No newline at end of file