diff --git a/11/22.txt b/11/22.txt index 42a4d83..9c23197 100644 --- a/11/22.txt +++ b/11/22.txt @@ -1 +1 @@ -Hoy Jesosy tame mpianatry, Ambarako aminareo gne mazava fa na iza na iza hizaka ami-ty vohitry ty hoe: " Mitsangana da mivaringarigna an-dranomasyagny,ho tanteraky raha tsy misalasala gne fony fa mino ame vava avokiny , satria izany gne fomban'Andremanitry. \ No newline at end of file +{Hoy Jesosy tame mpianatry, Ambarako aminareo gne mazava fa na iza na iza hizaka ami-ty vohitry ty hoe: " Mitsangana da mivaringarigna an-dranomasyagny,ho tanteraky raha tsy misalasala gne fony fa mino ame vava avokiny , satria izany gne fomban'Andremanitry. \ No newline at end of file diff --git a/11/24.txt b/11/24.txt index 18ffcbc..9564a78 100644 --- a/11/24.txt +++ b/11/24.txt @@ -1 +1 @@ -Noho izany, ity gne mazava ambarako anareo: izay rehetre hivavahanaeo sy angatahinareo ,minoa fa efa azonareo ary nda mbola ho azonareo.Fa ity , rehefa mivavaky anareo,fafao nge heloky gne namanareo eo aminareo naiza na iza,hamin'izay fafan'e Zagnahary agny ambony koa gne \ No newline at end of file +Noho izany, ity gne mazava ambarako anareo: izay rehetre hivavahanaeo sy angatahinareo ,minoa fa efa azonareo ary nda mbola ho azonareo.Fa ity , rehefa mivavaky anareo,fafao nge heloky gne namanareo eo aminareo naiza na iza,hamin'izay fafan'e Zagnahary agny ambony koa gne fahotanareo. [ Fagnamaritagny: gne \ No newline at end of file