auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-15 06:39:33 -05:00 committed by root
parent b0ed339919
commit 53a43644d2
10 changed files with 10 additions and 10 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha avy niverigny ta kapernomy i jesosy andro vitsivitsy teo da re fa tantragno tao Izy. Maro be e olo nitangorohoro teoka tsy omby esana e toera,ndre da e teo ame varangara avakoap nalandreo k
\v 1 \v 2 Raha avy niverigny ta kapernomy i jesosy andro vitsivitsy teo da re fa tantragno tao Izy. Maro be e olo nitangorohoro teoka tsy omby esana e toera,ndre da e teo ame varangara avakoap nalandreo k

View File

@ -1 +1 @@
'Da nisy lelahy maromaro nagnato Enazy izay ninday lelahy malemy raiky; izay nolanjain'olo efa-dahy. Raha tsy afaky nagnato enazy ireo nohon'i gn'habetsahan'gne olo, da nalandreo e tafontragno tambonindry jesosy,ka vosokatry indreo,da nampidignindreo e fandriana e lelahy malemy.
\v 3 \v 4 'Da nisy lelahy maromaro nagnato Enazy izay ninday lelahy malemy raiky; izay nolanjain'olo efa-dahy. Raha tsy afaky nagnato enazy ireo nohon'i gn'habetsahan'gne olo, da nalandreo e tafontragno tambonindry jesosy,ka vosokatry indreo,da nampidignindreo e fandriana e lelahy malemy.

View File

@ -1 +1 @@
Raha nahita e finoandreo i jesosy da nizaka tamine lehilahy malemy nagnano hoe:''Anaky,voavela e elokao.Ary nisy mpanora-dalagny e sasany tamindreo nipetraky teo, ka nimenimenigny tagnaty indreo nagnano hoe:''Akognaia ahafahan'io lelahy io miroho ako iza sa? Mizaka ratsy Izy! Fa tsy e zagnahary raiky evao me afaky mamela heloka?.'
\v 5 \v 6 \v 7 Raha nahita e finoandreo i jesosy da nizaka tamine lehilahy malemy nagnano hoe:''Anaky,voavela e elokao.Ary nisy mpanora-dalagny e sasany tamindreo nipetraky teo, ka nimenimenigny tagnaty indreo nagnano hoe:''Akognaia ahafahan'io lelahy io miroho ako iza sa? Mizaka ratsy Izy! Fa tsy e zagnahary raiky evao me afaky mamela heloka?.'

View File

@ -1 +1 @@
Fa i jesosy tonga da nafantatry e raha tandohandreo tagny. Ka hoy Izy tamindreo: ''Nahoa anareo to va mieritreritra raha akoiza agnatinareo agn? Ignaia me e moramora ame mizaka amin'io lelahy io hoe: 'Vovela helokao' sa e hoe: 'Batao e fandrianao, da mandeana'?
\v 8 \v 9 Fa i jesosy tonga da nafantatry e raha tandohandreo tagny. Ka hoy Izy tamindreo: ''Nahoa anareo to va mieritreritra raha akoiza agnatinareo agn? Ignaia me e moramora ame mizaka amin'io lelahy io hoe: 'Vovela helokao' sa e hoe: 'Batao e fandrianao, da mandeana'?

View File

@ -1 +1 @@
Mba alalanareo fa mana fahefa hamela heloky an-tany ety e zanake zagnahary,' nizaka tame lela malemy izy hoe: ''Lazaiko aminao mitsangana, batao e fandrianao, da mandeana andragnonao'. Da nitsangagny izy sady nibatain e fandriany, takatrefane olo marobe,da kaperatry olo nahita enazy ka nagnome voninahitry e zagnahary,hoy indreo se: mbola tsy nahita ra ako ity iahay ro?ra
\v 10 \v 11 \v 12 Mba alalanareo fa mana fahefa hamela heloky an-tany ety e zanake zagnahary,' nizaka tame lela malemy izy hoe: ''Lazaiko aminao mitsangana, batao e fandrianao, da mandeana andragnonao'. Da nitsangagny izy sady nibatain e fandriany, takatrefane olo marobe,da kaperatry olo nahita enazy ka nagnome voninahitry e zagnahary,hoy indreo se: mbola tsy nahita ra ako ity iahay ro?ra

View File

@ -1 +1 @@
Avy teo da nandeha tamoron-dranomasy koa Izy,ary nagnato enazy aby avakoa olo,da nampianariny indreo,ra nandalo Izy da nahita an'i Levy zanak'i Alfeo nipetraky tame fandagnonagny hetra ka hoy Izy taminazy se: Magnaraha ana ka nitsanga izy ka nagnaraky Anazy.
\v 13 \v 14 Avy teo da nandeha tamoron-dranomasy koa Izy,ary nagnato enazy aby avakoa olo,da nampianariny indreo,ra nandalo Izy da nahita an'i Levy zanak'i Alfeo nipetraky tame fandagnonagny hetra ka hoy Izy taminazy se: Magnaraha ana ka nitsanga izy ka nagnaraky Anazy.

View File

@ -1 +1 @@
Nihina tamindry Levi i jesosy izy ame mpamori-hetra sy e olo mpanota maro miaraky ame mpianatriny,sady maro indreo tao nagnaraky Anazy. Hoy e fariseo izy ame mpanora-dalagny raha nahita an'i jesosy niara-nihina tame mpanota izy ame mpamoryhetra se: Nahoa Izy to miaraky mihina ame mpamory hetra izy ame olo mpanota?
\v 15 \v 16 Nihina tamindry Levi i jesosy izy ame mpamori-hetra sy e olo mpanota maro miaraky ame mpianatriny,sady maro indreo tao nagnaraky Anazy. Hoy e fariseo izy ame mpanora-dalagny raha nahita an'i jesosy niara-nihina tame mpanota izy ame mpamoryhetra se: Nahoa Izy to miaraky mihina ame mpamory hetra izy ame olo mpanota?

View File

@ -1 +1 @@
Raha nare an'iza i jesosy da nizaka tamindreo hoe: ''Tsy e salama e mitady dokotera fa e marary, sady tsy tonga hoan'e olo marigny aza Iah fa hoan'e olo mpanota.''AEzzzzzà
\v 17 Raha nare an'iza i jesosy da nizaka tamindreo hoe: ''Tsy e salama e mitady dokotera fa e marary, sady tsy tonga hoan'e olo marigny aza Iah fa hoan'e olo mpanota.''AEzzzzzà

View File

@ -1 +1 @@
Nifady hany e mpianatry Jaona sy e Fariseo. Lelahy maromaro e nagnato Anazy ka nizaka hoe: ''Nagnino e mpianatry Jaona sy ny gne Fariseo no mifady hany? fa e mpianatrao tsy mifady hany.'' Da hoy i Jesosy tamindreo: ''Afaky mifady hany ve gne olo mpamonjy mariazy raha mbola mpagnakatry? Raha mbola eo e mpagnakatry da tsy mifady hany indreo.
\v 18 \v 19 Nifady hany e mpianatry Jaona sy e Fariseo. Lelahy maromaro e nagnato Anazy ka nizaka hoe: ''Nagnino e mpianatry Jaona sy ny gne Fariseo no mifady hany? fa e mpianatrao tsy mifady hany.'' Da hoy i Jesosy tamindreo: ''Afaky mifady hany ve gne olo mpamonjy mariazy raha mbola mpagnakatry? Raha mbola eo e mpagnakatry da tsy mifady hany indreo.

View File

@ -1 +1 @@
Mbola hoavy andro hangalagny e mpagnakatry eo amindreo,da amizay andro zay, da hifady hany indreo. Tsisy olo manapy lamba lazony ame lamba vao, fa raha tsy iza da hiala aminazy e tapa-damba,e vao hiala ame lazony,ary ho lombilomby ratsy e farotany.
\v 20 \v 21 Mbola hoavy andro hangalagny e mpagnakatry eo amindreo,da amizay andro zay, da hifady hany indreo. Tsisy olo manapy lamba lazony ame lamba vao, fa raha tsy iza da hiala aminazy e tapa-damba,e vao hiala ame lazony,ary ho lombilomby ratsy e farotany.