diff --git a/14/66.txt b/14/66.txt index 4f3c75a..b527cc4 100644 --- a/14/66.txt +++ b/14/66.txt @@ -1 +1 @@ -\v 66 Fa i Petera kosa da nidoboky nagnodidy tegny ka nagnàto anazy gne raiky tamè mpiasan' gne mpisorom-be \v 67 Satria i Petera nanàra ka namindro tamè afo ka nodinihin'ity mpiasan' gne mpisorom ity. Fa hoy izy hoe: "Namam'i Jesosy koa anao, izay avy any Mazareta" . \v 68 Fa nanda i Petera ka nizaka hoe " da tsy fantako,ary tsy lalako eraha rohononao." Avy eo lasa nandeha izy [ Fagnamaria gne fandika sasany magnampy hoe " da nagneno tokotry gn'akoho Fa gne fandika taloha tena tsara da tsy mizaka an'io ] \ No newline at end of file +\v 66 Fa i Petera kosa da nidoboky nagnodidy tegny ka nagnàto anazy gne raiky tamè mpiasan' gne mpisorom-be \v 67 Satria i Petera nanàra ka namindro tamè afo ka nodinihin'ity mpiasan' gne mpisorombe ity. Fa hoy izy hoe: "Naman'i Jesosy koa anao, izay avy any Nazareta" . \v 68 Fa nandà i Petera ka nizaka hoe " da tsy fantako,ary tsy lalako gne raha rohoninao" Avy eo lasa nandeha izy [ Fagnamaria gne fandika sasany magnampy hoe " da nagneno tokotry gn'akoho Fa gne fandika taloha tena tsara da tsy mizaka an'io ] \ No newline at end of file