auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-22 01:15:10 -05:00 committed by root
parent 4e6d690a54
commit 5333d24ccf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 66 Fa i Petera kosa da nidoboky nagnodidy tegny ka nagnàto anazy gne raiky tamè mpiasan' gne mpisorom-be \v 67 Satria i Petera nanàra ka namindro tamè afo ka nodinihin'ity mpiasan' gne mpisorom ity. Fa hoy izy hoe: "Namam'i Jesosy koa anao, izay avy any Mazareta" . \v 68 Fa nanda i Petera ka nizaka hoe " da tsy fantako,ary tsy lalako eraha rohononao." Avy eo lasa nandeha izy [ Fagnamaria gne fandika sasany magnampy hoe " da nagneno tokotry gn'akoho Fa gne fandika taloha tena tsara da tsy mizaka an'io ]
\v 66 Fa i Petera kosa da nidoboky nagnodidy tegny ka nagnàto anazy gne raiky tamè mpiasan' gne mpisorom-be \v 67 Satria i Petera nanàra ka namindro tamè afo ka nodinihin'ity mpiasan' gne mpisorombe ity. Fa hoy izy hoe: "Naman'i Jesosy koa anao, izay avy any Nazareta" . \v 68 Fa nandà i Petera ka nizaka hoe " da tsy fantako,ary tsy lalako gne raha rohoninao" Avy eo lasa nandeha izy [ Fagnamaria gne fandika sasany magnampy hoe " da nagneno tokotry gn'akoho Fa gne fandika taloha tena tsara da tsy mizaka an'io ]