Fri Jan 24 2020 15:32:03 GMT-0500 (Eastern Standard Time)
This commit is contained in:
commit
4951ac38f5
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 1 Avy tegny agnilan'gne ranomasy indreo, tame faritr'i Gerasena. \v 2 Raha niala avy tame sambokidy i Jesosy, da nisy lelah raiky nidirane fagna ratsy lahatame kobory.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 3 Nidoboky tamè kobory teo io lelah io. Tsy nisy afaky nagnato enazy esanaky, ndre da teo e rojo vy. \v 4 Voafehy imaro tamè gadra vy sy rojo vy izy. Notapahany iza rojo za ary potiky gne gadra vy. Tsy nisy nana hery nife enazy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 5 Isak'ariva sy isan'andro tamè kobory sy tamè vohotry, da nitoreo ary notapitapahany tamè vato maragnitry gne vatany. \v 6 Laha tsijony i Jesosy, da niazakazaky nagnato izy ary nandoaloky teo agnatrehany.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 7 Ary nizaka mafy izy oe " ino gnifandresantsika me Jesosy zanake zagnahary akaboa ? miangavy enao amè gnagnarane zagnahary raiky evao iao, ka ampijaly nda iao. \v 8 Da izy nizaka taminazy oe: " mela amnio lela io e fagna ratsy".
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 9 Ary izy nagnontany enazy oe: " ia gnagnaranao ? " Da namaly izy oe " Legiona gnagnarako, satria da maro iahay". \v 10 Ary da mbola namerimberigny gne fangatahany izy mba tsy handroky enazy iala gne faritry.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 11 Ary da nisy kosoa maro nitrofa tamè vohotry \v 12 ary nengavy enazy indreo nagnano oe " ba alefaso amnio kosoa io ro iahay; apetray ba idiranay amnio". \v 13 Ka da napetrany indreo; ary da nijotso gne fagna ratsy ary da niditry tamè kosoa. Rahavy teo da nilefa tamè teva megnamè ranomasy indreo, ary da kosoa roy arivo teo gne maty tamè ranomasy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 14 Nitsoky nilefa gne namaha gne kosoa ary nikora gne raha zavatry niboda tatana sy tambanivolo, ary da olo maro gne nijotso isamba gne zavatry niboda. \v 15 Avy igny indreo da nagnato en'i Jesosy ary da hitandreo teo gne lelah nidirane demony, gne raiky taminazy nidirane legiona, nidoboky teo, nisiky ary nivery e sainy, ka da natahatry indreo.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 16 Gne nahita gne zavatry niboda tamnio lelah nidirane demony io da nikora tamindreo da to gne raha hitandreo ary da nitatara tamindreo evao gne mikasikè kosoa. \v 17 Da nanomboky nengavy Enazy indreo mba helany amè faritanindreo.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 18 Ra hipitiky tamè sambokidy izy da nengavy gne lelah nidirane demony ba hiray aminazy. \v 19 Kanefa tsy neken'i Jesosy, ka nozakainy hoe " miveregna andragnonareo sy amè fianakavianao ary koragno amindreo gne namboarin'i Tompo sy gne namindrany fo taminao". \v 20 Da lasa nody izy ary nanomboky nagnambara gne raha zakabe nozakain'i Jesosy taminazy tagny Dekapolisy ary da nangakaky gne be sy ny maro.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 21 Ary ra tafatsaky tagnilandrano i Jesosy, niray tamè sambokidy, da nisy vahoky marobe nivory nagnodidy Enazy, tamin'izy tamoron-dRanomasy igny. \v 22 Avy teo da nagnato gne raiky tamè mpitariky gne synagoga, antsoigny hoe Jairo, ka ra nahita Enazy, da nitsoraky tamè tombony.\v 23 Nitaraigny be izy nagnano hoe: "maharary mafy efa ho faty gne zanako viavy. Mitaraigny aminao evao iao, mevisa aty ary apetray aminazy gne tagnanao mba hahasalama sy hahavelo enazy". \v 24 Da lasa nindray taminazy izy ary da vahoky marobe gne nagnaraky sady nameno magnodidy enazy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 25 Ary nisy viavy raiky teo tratrinè fahaverezan-dRà nandritrinè roambinifolo taogny. \v 26 Nijaly mafy izy ary da efa nivezivezy tamè mpitsabo maro sy lany fanagna, kanefa da tsy nahazo fahasalama fa vomaiky niareraky. \v 27 Raha nahare gne tantara mikasiky en'i Jesosy izy da nagnato tao afarany nindray tamè vahoky marobe ary nikasiky gne lambany.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 28 Satria hoy izy se: " Raha mikasiky gne lambany fotsiny iaho da ho salama". \v 29 Raha nikasiky Enazy izy da nijano gne fandiananè Rà ary da tena tsapany tanteraky fa salama izy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 30 Tsapan' i Jesosy nindray tamzay fa nisy hery niala taminazy. Nitodiky tamè vahoky izy ary nizaka oe "ia gne nikasiky gne lambako ?".\v 31 Da namaly Enazy gne mpianatriny nagnano hoe: ''hitanao gne vahoky maro mifanosiky aminao io, ka hoy enao hoe: '' ia gne nikasiky Enah ". \v 32 Fa nagnety gne magnodidy enazy i Jesosy mba hahitany gne nagnano enizà.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 33 Ilay viavy, nahafantatry gne raha niseo taminazy, da natahatry sy nangitakitaky. Nandeha izy ary nitsoraky teo alohan'i Jesosy ary nizaka taminazy gne mariny aby. \v 34 Da hoy Jesosy taminazy se: " zanako, gne finoanao gne nahasalama anao. Mandiana amè fiadana ary hoafaky amè gnaretinao".
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 35 Raha mbola nizaka izy, da avy gn'olo sasany avy tamè mpitariky gne Synagoga, nagnano hoe: "Efa maty gne zanakao. Nagnino ambola manosotry gne mpampianatry koa ?".
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 36 Raha nahare gne zakandreo i Jesosy da hoy izy tamè mpitariky gne synagoga hoe: "ka malia. Minoa fotsiny evao". \v 37 Ary tsy nisy nekeny niray taminazy, afa-tsy Petera, Jakoba ary Jaona, rahalahan'i Jakoba. \v 38 Avy tamè tragnonè mpitariky gne synegoga indreo ary nahita olo naresaky be teo Izy; nitomagny sy nitatatata mafy indreo.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 39 Rehefa niditry gne tragno izy da nizaka tamndreo hoe "nagnino enareo mitatatata sy mitomagny? Tsy maty io zaza io fa matory".\v 40 Lagnaky gnehy enazy indreo. Nefa najotsony tambadiky tagny indreo aby ary nangala an'ny abany sy gne reniny gne zaza sy gne nindray taminazy, ary niditry tamign'efitry nisy an'ilay zaza Izy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 41 Nofetsainy gne tagnan'ilay zaza ary nizaka taminazy hoe:" Talita, Komy !" izay adika hoe "Ry zazavavy, mizaka aminao Iaho, mitsangàna". \v 42 Tonga da nitsanga ilay zazavavy ary nandeha (satria roy ambiny folo taogny izy). Gaga be aby indreo. \v 43 Nandrara mafy indreo izy mba tsy hisy na ia na ia hahafantatry gne mikasiky enizao. Avy teo nomeny sakafo razazavavy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
Toko faha 5
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 1 Hoy izy tamndreo hoe: " lazaiko aminareo marigny tokoa fa misy aminareo izay mitsanga etoa gne tsy agnandra izà fahafatesa zà alohanè gne ahitandreo gne fanjakan'Andriamanitra izay ho avy tamigne hery zakabe. \v 2 Enina andro taty afara, da netin'i Jesosy niaraky taminazy i Petera sy zakoba ary Jaona tegny ambonine vohitra avobe, indreo evao gne tagny. Avy teo da niova tarehy tagnatrehandreo teo Izy. \v 3 Gne fitafiny niova namitapiratry sady mazava fotsy be, fotsy mihoatry gne raha nampamotsy tambonine tany tetoa.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 4 Avy teo i Elia sy Mosesy niboda tamindreo ary da nizaka Jesosy aby indreo tamiza. \v 5 I Petera namaly da nizaka tamin'i Jesosy oe: " Raby ô !, tsara raha mipetraky etoa itsika, alasika agnano tragno kidy, gne raiky home anao, gne raiky koa an'i Mosesy ary gne raiky farany an'i Elia". \v 6 (Fa tsy fatany e tokotry ho rohoniny satria natahatry mafy endreo)
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 7 Nisy rahogny avy da nandrakotry endreo. Ary nisy feo re avy tagnatine raohgny magnano oe: " Ity gna zanako tiako. Tenomo izy. \v 8 Tselatsela teo raha nagnety gne magnodidy indreo da tsy nahita nizaniza esanaky, afa-tsy Jesosy raiky evao.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 9 Raha nidigny avy tame vohitry indreo , da nofeperany mafy mba tsy hizaka nizaniza gne raha hitandreo, raha tsy efa mitsanga ame maty gne zanak'olo. \v 10 Ka da notanandreo ho andreo iza tsambaratelo za, kanefa nifagnotany indreo gne mety ho dikan'iza " fitsangana ame maty" iza.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 11 Nagnontany enazy indreo oe: "nagnino ireo mpanora-dalana gne magnambara fa tsy maintsy hoavy aloha Elia ? \v 12 Da hoy izy tamindreo oe: " efa avy voalohany i Elia hagnarigny gne raha aby. Da ino e nahavoasoratry fa gne zanak'olo da hijaly dato ame raha maro ary hoanihy akoigne olo tsy misy dikany ?.\v 13 Nefa da zakaiko aminareo fa da efa avy i Elia, ary nanin'olo tame mahafa-po gne fony, araky gn'efa voasoratre soratra nmasina mikasiky enazy".
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 14 Rehefa nipody tame mpianatry indreo da nahita vahoky marobe nagnodidy andreo ary gne mpanora-dalana niady hevitry taminazy. \v 15 Raha vao nahita an'i Jesosy indreo da nikaperatry gne vahoky aby ary raha igny niazakazaka nagnato Enazy igny indreo da nagnotsafy enazy.\v 16 Nagnontany gne mpianatriny izy oe: "mikasiky gn'ino gnedianareo hevitry aminio ?".
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 17 Ary nisy raiky tamigne vahoky namaly enazy oe " ô Ramose, nindesiko etoa aminao gne zanako lelah. Misy fagna ratsy tsy mampizaka anazy io. \v 18 Misambotry anazy io ka mampiofokofoky anazy ary mandoa rivo izy, mampiady nify, ary da lasa mieziky aby izy. Nangataky tame mpianatrao iah mba hangala an'iza aminazy, kanefa da tsy vitandreo nda.\v 19 Ary namaly enah indreo oe: " Hoanareo kitro ame zafy tsy mino, mandra-pahovia gne hipetrahako etoa aminareo?. Mandra-pahovia gne andeferako aminareo ? Indeso amna aty izy".
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 20 Ary nindesy taminazy teo io zazalah io, ary raha nahita an'i Jesosy gne fagna ratsy da nampifandrorindroritry gnain'io zazalah io. Lavo tame tany io zazalah io ary feno rivo gne vavany.\v 21 Jesosy nagnontany en'iabany oe: "Ovia gne nampagnanao akoinio enazy ?". Da oy iabany se: "Efa hatrame fahazazany".\v 22 Indraindraiky io fagna ratsy io nandavo enazy tagnatine gn'afo na tagnatine rano ary saiky amotiky enazy. Raha mahay magnano gne raha aby enao da mamonjeha anay ary ampio iahay.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 23 I Jesosy nizaka taminazy oe: " raha mahay enao ? \v 24 Gne raha aby da hainigne mino. Da niaraka tamizà iabane zaza ary da nizaka mafy oe: "mino iah. Ampio iah gname tsy finoako".\v 25 Rehefa hitan'i Jesosy gne vahoky niazakazaky nagnato endreo, da nozakainy mafy gne fagna ratsy ary nagnano oe : " ô fagna moa sy maregny, mandidy enao ia, melà aminazy ary ka mipody aminazy esanaky".
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 26 Nitatatata mafy iza ka nampifanitosito be enio zazalah io ary avy teo da niala taminazy iza. Akoigne olo maty io ilay zazalah, ka maro gne nizaka oe: "maty izy". \v 27 Fa Jesosy nandray enazy tame tagnany ka nampidoboky enazy, da nitsanga gne zazalah.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 28 Ary rehefa netsoky tandragno i Jesosy, da nagnontany manokagny enazy e mpianatriny oe: " nagnino gne tsy nahavarôky gne fagna ratsy. \v 29 Oy izy tamindreo se: gne mitovy aminio da tsy afaky alah laha tsy ame gnalalane vavaky evao.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 30 Niala teo indreo ary nandalo tagny Galilia. Tsy tiany hofatan'iza n'iza oe taia indreo \v 31 fa mampianatry gne mpianatriny izy. Oy izy tamindreo se: "Gne zanakolo da home gnolo ka hovonindreo Izy. Ary rehefa maty Izy da hitsnga ame maty indray afaky telo andro." \v 32 Fa tsy takatrindreo io fagnambara io, ary nalia indreo agnontany enazy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 33 Rehefa avy teo da tonga tao Kapernaomy indreo. Rehefa avy niditry tao andragno Izy da nagnontany enazy indreo oe: " ino e raha nifampizakandreo tandala ?". \v 34 Fa nisihy indreo satria efa niady hevitry tandala gname tena zakabe. \v 35 Nodoboky, da nangaiky endreo roambinifolo lah niaraky Izy ary da nizaka tamindreo: " raha misy ta ho voalohany da tsy maintsy farany ame rehetra ary da ho mpanompone daolobe."
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 36 Nangala zazakidy raiky izy ary nampetrany tategnategnandreo. Notrotroiny tame gnainy izy ary nizaka tamindreo oe: "\v 37 N'iza n'iza mandray gne zaza akoitoa ame gnagnarako, da mandray ena koa ary raha misy mandray ena, da tsy mandray ena raiky fotsiny izy, gne nagniraky ena evakoa."
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 38 Oy Jaona taminazy se: " ô Ramose, nahita olo namoky devoly tamigne agnaranao iahay ary nosakagnanay izy, satria tsy manaraky etsika". \v 39 Fa oy Jesosy tamindreo oe: "ka mandrara anazy, fa tsy misy olo agnano asa zakabe amigne agnarako nefa tselatsela tafaran'iza da hizaka raha ratsy mikasiky ena.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 40 N'iza n'iza tsy mandà atsika da momba atsika. \v 41 N'iza n'iza magnome rano enao tapake boly hondranomy, satria an'i Kristy enao, da zakaiko aminao marigny dato fa tsy ho diso anjara izy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 42 Fa n'iza n'iza nahasositry gne raiky aminareo kidikidy mino enah reo da tsara ho anazy gne agnatogna vato zakabe fikosoam-bary mifehy eo ame vozony ka halatsaky agny andranomasina. \v 43 Raha gne tagnanao gne minday enao ame fahota da tapay agny. Fa tsara ho anao e miditry ho kilemay agny ame fiaina toy izay mana tagna roy nefa handeha agny ame gnafobe, izay afo tsy maty vonoy. \v 44 [ Fagnamaria: e fandika tsara indrindra da tsy magnisy e fehezan-teny ao amigne andininy faha 44 sy 46 oe: "izay tsy maty mihitsy e hàka ndreo ary gnafo tsy ho faty mandrakizay."]
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 45 Raha gne tombonao gne manahira anao, tapay agny iza. Tsaratsara kokoa aminao gne miditry mandringa any ame fiana nohone mana tomboky roy ary aria ame gnafobe.\v 46 [Hiteo gne fagnamaria eo ame gnandininy faha 44].
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 47 Raha gne masonao gne manahira anao , da alay iala agny izy. Tsara aminao gne miditry e fanjakane Zagnahary miaraky ame maso toka toy izay maso roy ka hoaria agny ame gnafobe, \v 48 agny ame toera izay tsy mahafaty gne hakandreo ary gne afo tsy maty vonoy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 49 Fa gnolo aby da samby voasira ame gnafo.\v 50 Tsara gne sira, fa raha gne sira gne lasa matsatso, akoingaia gne ahafahanao mahamasy anazy koa? Hisio sira gnao aminareo ary mihavana ame tsikiraikiraiky aby.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
Toko 9
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 1 Ambola narandray be, da nivory gne mpisoronabe tamindreo loholona sy gne mpanora-dalana ary gne synedriona Jiosy aby. Nofihezindreo i Jesosy ary nentindreo nijotso. natolotrindreo tamy Pilato Izy. \v 2 Nagnontany enazy i Pilato hoe: "enao me gne mpanjakane Jiosy ?" Namaly izy hoe: "voalazanao". \v 3 Nanolotry gne fiampanga maro manohitry en'i Jesosy indreo lohandohane mpisorogny.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 4 Nagnontany enazy ka i Pilato hoe : " tsy magnomè valim-pagnontania me enao ? Hiteo gne hamaroanè fagnendrikendrea nindesindreo nanohitry enao !". \v 5 Fa tsy namaly en'i Pilato esanaky i Jesosy, da nahagaga enazy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 6 Ary tamè gnandro haravoravoa, da nagnaboda gadra raiky hoandreo evao i Pilato, gadra efa nangatahandreo. \v 7 Niray tamè mpanohitry tapigadrà, tamindreo mpamono olo voatazo nohone fandraisandreo anjara tamè fanohera, da nisy lelah raiky nangia oe Barabasy. \v 8 Da nagnato en'i Pilato gne vahoky tamin'izay mba agnano endreo akoigne fanine taloha.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 9 I Pilato namaly endreo da nagnano hoe: "tianareo me raha gne mpanjakanè Jiosy gne halefako ho anareo?" \v 10 Satria fantatriny fa fialogna gne nanolorane mpisorogny an'i Jesosy taminazy. \v 11 Fa nangaiky gne vahoky gne lohanè mpisorogny mba hizaka mafy fa tokony i Barabasy gnavotsitry.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 12 Da namaly endreo koa i Pilato da nagnano hoe: "Ino gne tokony hoany ame mpanjakane Jiosy ?". \v 13 Da nireoreo koa indreo hoe : " ahatogno Izy !".
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 14 Hoy i Pilato tamindreo se: " Ino gne ratsy naniny ?". Da mbola nireoreo indraiky koa indreo: " ahatogno Izy." \v 15 Ta agnano gne mahafapo andreo i Pilato, ka da nafahany ho andreo i Barabasy. Novangoy fiky i Jesosy ary avy teo da natolony hahato.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 16 Nentindreo maramila amè toera malalaky Izy (io da tobine fanjaka), ary nangiandreo vahoky gne atoko miaramila aby. \v 17 Nosarognandreo lamba voloparasy i Jesosy, ary nandrary fehiloha maragnitry indreo da napetraky taminazy. \v 18 Da nanomboky nagnotsafy enazy indreo ary nizaka hoe:" Akoraby saro mpanjakan'gne Jiosy!".
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 19 Novangoindreo fiky tamè bararata gne lohany sady nandrorandreo. Da nandohaliky tagnoloany indreo mody midera anazy. \v 20 Rehefa avy nagnabarabara anazy indreo, da nalandreo taminazy gne lamba voloparasy ary nampisikinindreo enazy gne lambany, ary da nentindreo nijotso Izy mba hamatsia anazy.\v 21 Noforisendreo gne mpandalo raiky avy tamè tonda mba hizoga gne hazo fijalian'i Jesosy, lelah raiky atsoigny hoe Simona. Kyreniana iaban'i Aleksandra sy Rafotsy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 22 Nentindreo miaramila tagny amè toera angia hoe : "Gologota i Jesosy". (azo adika hoe: " toerane Karakandoa). \v 23 Nomendreo dovay nifangaro miora Izy, nefa tsy nidrano enizà.\v 24 Nofatsiandreo Izy ary nifampizarandreo tamign'alalànè akitsapaky gne fisikinany mba hahafatara gnasasany raisinè maramila tsikiraikiraiky.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 25 Tamè telo Izy nofatsiandreo. \v 26 Ary tamè tekelaky gne hazo raiky gne nanoratandreo gne famohera anazy hoe: "mpanjakane Jiosy". \v 27 Dahalo roy gne niaraky nofatsiandreo taminazy, gne raiky takavanany ary e raiky takaviany. \v 28 [ Fagnamaria: Gne fandika taloa tsara be da tsy magnisy marky 15: 28 hoe: "da teraky e soratry masina magnano hoe: " Nany ho isane mpanota izy". (Ampitoviso ame Lioka 22:35)].
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 29 Gne nandalo tetoa da nagnaratsiratsy enazy, niodikodiky gne lohany da nagnano hoe: " Aha ! Enao gne afaky mandrava gne tempoly ary mamorigny eniza agnatine telo andro,\v 30 vojeo gne tegnanao ary midigna avy amè hazo fizalia io !".
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 31 Gne lohanè mpisorogny da nagnabarabara anazy akoiza evakoa, niaraka tamindreo mpanora-dalagna, ary nizaka hoe: "namonjy gnafa Izy, nefa tsy mahavonjy gne tegnany. \v 32 Engany anie i kristy, gne Mpanjakane gn'Israely, hidigny avy amè gnazofizalia, mba hohitanay ary hinoanay", ary gne nahato niray taminazy koa da nagnabarabara anazy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 33 Tamè lera faha enina, da avy tame tany aby gne mizy hatrame lera faha sivy.\v 34 Ary tamy za lera faha sivy za da nitoreo tame feo mafy i Jesosy hoe: " Eloy, Eloy, lamà sabaktany ?" azo adika hoe: " ô zagnahary e, ô zagnahary e, nagnino enao da nahafoy enaha ty me ?". \v 35 Gne sasany tamindreo nitsanga raha naharè da nizaka hoe:"Hiteo, mangaiky en'i Elia Izy".
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 36 Nisy olo raiky niazakazaky, nagnano dovay masimasy nahisy tamè gne epaonjy, ary nahisy tamè bararata, da nomeny enazy hindranominy. Gne lelah nizaka hoe: "ba ampagniteo enay raha hampidigny enazy eo i Elia."\v 37 Avy teo da nitoreo mafy i Jesosy ary da maty." \v 38 Rota nizarazara roy nanomboky ambony katrambany gn'akajonè tempoly.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 39 Rehefa hitane Kapiteny, izay nitsanga sy nifagnatriky tam'i Jesosy fa maty tamiza famba iza izy da hoy izy se: " Tena zanake zagnahary dato io lelah io". \v 40 Da nisy viavy koa nitsinjo avy lavitry, agnisan'iza i Maria Magdalena, Maria (iendrin'i Jakoba zandriny sy Josesy), ary i Salome. \v 41 Taminazy tagny Galilia da nagnaraky enazy sy nanompo enazy indreo. Ary viavy maro hafa koa gne niara-niakatry taminazy tagny Jerosalema.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 42 Raha avy gn'ariva, satria andro fiomagna izany oe andro mialohane gn'andro sabata io, \v 43 da avy teo i Josefa avy agny Arimatia. Mpikamba hajay ao ao amesynedriona izy, izay nandigny gne fanjakane zagnahary. Nisy fahasahia izy nandeha tam'i Pilato hangataky gne fatin'i Jesosy. \v 44 Gaga i Pilato oe maty sahady i Jesosy; da nangiany gne Kapiteny ary nagnontany enazy izy laha maty dato i Jesosy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
\v 45 Rehefa nahazo antoky tame Kapiteny izy fa maty i Jesosy da nomeny an'i Josefa gne fatiny. \v 46 Ary nividy lambam-paty kidy i Josefa. Nampidigny an'i Jesosy tame gne hazo fijalia izy, da namogno lambam-paty kidy enazy, ary nagnisy enazy tao ame kibory izay nangady tamè pelapelam-bato. Avy eo namaringary vato tame varangarane kobory izy. \v 47 Da hitan'i Maria Magdalena sy Maria endrin'i Josesy gne toera nandevegna anazy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
||||||
|
Marka Toko faha 15
|
|
@ -26,7 +26,8 @@
|
||||||
},
|
},
|
||||||
"translators": [
|
"translators": [
|
||||||
"MAD132",
|
"MAD132",
|
||||||
"MAD133"
|
"MAD133",
|
||||||
|
"MAD136"
|
||||||
],
|
],
|
||||||
"source_translations": [
|
"source_translations": [
|
||||||
{
|
{
|
||||||
|
@ -158,6 +159,61 @@
|
||||||
"14-69",
|
"14-69",
|
||||||
"14-71",
|
"14-71",
|
||||||
"11-27",
|
"11-27",
|
||||||
"11-31"
|
"11-31",
|
||||||
|
"09-04",
|
||||||
|
"09-09",
|
||||||
|
"09-11",
|
||||||
|
"09-14",
|
||||||
|
"09-07",
|
||||||
|
"09-17",
|
||||||
|
"09-20",
|
||||||
|
"09-23",
|
||||||
|
"09-26",
|
||||||
|
"09-28",
|
||||||
|
"09-30",
|
||||||
|
"09-33",
|
||||||
|
"09-36",
|
||||||
|
"09-38",
|
||||||
|
"09-40",
|
||||||
|
"09-42",
|
||||||
|
"09-45",
|
||||||
|
"09-49",
|
||||||
|
"15-42",
|
||||||
|
"05-01",
|
||||||
|
"05-03",
|
||||||
|
"05-05",
|
||||||
|
"05-07",
|
||||||
|
"05-09",
|
||||||
|
"05-11",
|
||||||
|
"05-14",
|
||||||
|
"15-title",
|
||||||
|
"15-06",
|
||||||
|
"15-19",
|
||||||
|
"05-16",
|
||||||
|
"05-18",
|
||||||
|
"05-21",
|
||||||
|
"05-25",
|
||||||
|
"05-28",
|
||||||
|
"05-30",
|
||||||
|
"05-33",
|
||||||
|
"05-35",
|
||||||
|
"05-36",
|
||||||
|
"05-39",
|
||||||
|
"05-title",
|
||||||
|
"05-41",
|
||||||
|
"15-04",
|
||||||
|
"15-01",
|
||||||
|
"15-09",
|
||||||
|
"15-12",
|
||||||
|
"15-14",
|
||||||
|
"15-16",
|
||||||
|
"15-25",
|
||||||
|
"15-22",
|
||||||
|
"15-29",
|
||||||
|
"15-31",
|
||||||
|
"15-33",
|
||||||
|
"15-36",
|
||||||
|
"15-39",
|
||||||
|
"15-45"
|
||||||
]
|
]
|
||||||
}
|
}
|
Loading…
Reference in New Issue