auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-16 04:47:53 -05:00 committed by root
parent 3d6012744a
commit 482ab35aca
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nisitaky nandeha agny Jerosalema i Jesosy sygny mpianatry, da niditry tao an-tempoly ary nanomboky nandroky gne mpivarotry sy gne mpividy rehera tao. Tamin'izay,naongagny gne latabatry sy gne segan'gnolo mpanakalo vola sy gne mpvarotry voromamanga. Tsy navelany nisy
Nisitaky nandeha agny Jerosalema i Jesosy sygny mpianatry, da niditry tao an-tempoly ary nanomboky nandroky gne mpivarotry sy gne mpividy rehera tao. Tamin'izay,naongagny gne latabatry sy gne segan'gnolo mpanakalo vola sy gne mpvarotry voromamanga. Tsy navelany nisy olo na iza na iza hivarotry tao ame tempoly.

1
11/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tsitapitapitr'izay, nampenariny in-dreo ka hoy izy hoe