auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-17 03:35:55 -05:00 committed by root
parent 293fa3dcd7
commit 3b2dece61a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'izay da vignitry mafy e mpisorom-be ka norovatiny gne akazon'i Jesosy sady nizaka izy hoe "Da mbola mitadia vavolombelogny avao itsika. " Renareo gnopa nozakainy teo. akory gne fanapaha-kevitry amin'izany" Fa gne vahoaka teo kosa da nagnameloky ho faty an'i Jesosy. Gne sasany da nandrora gne tarehiny, notakofandreo gne lohany sady nampirafitry indreo nizaka hoe:" Maminania sa?" Gne manam-boninahitry teo
Tamin'izay da vignitry mafy e mpisorom-be ka norovatiny gne akazon'i Jesosy sady nizaka izy hoe "Da mbola mitadia vavolombelogny avao itsika. " Renareo gnopa nozakainy teo. akory gne fanapaha-kevitry amin'izany" Fa gne vahoaka teo kosa da nagnameloky ho faty an'i Jesosy. Gne sasany da nandrora gne tarehiny, notakofandreo gne lohany sady nampirafitry indreo nizaka hoe:" Maminania sa?" Gne manam-boninahitry teo kosa namono sy midaboky an'i Jesosy