auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-21 07:45:15 -05:00 committed by root
parent 6dd44c8ebe
commit 39feb81413
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Ary hoy izy tamin-dreo hoe: ''Tsy azonareo me iza fagnoara iza? Akongaia iza gne azahoanareo ireo fagnoara hafa agnaby? \v 14 E mpamboly namafy voa da e raiky namafy e zaka. \v 15 Itoa e niraraky tandala, namafaza e zaka, fa refa ren'izy ireo iza, da avy lahatany Satana ka nangalatry ireo zaka izay voafafy tam'indreo.
\v 13 Ary hoy izy tamin-dreo hoe: ''Tsy azonareo me iza fagnoara izany? Akongaia iza gne azahoanareo gne fagnoara hafa agnaby? \v 14 E mpamboly namafy izay mamafy e zaka. \v 15 Itoa e niraraky tandala, namafaza e zaka, fa refa ren'izy ireo iza, da avy lahatany Satana ka nangalatry ireo zaka izay voafafy tam'indreo.