auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-21 08:53:03 -05:00 committed by root
parent f24f90f7a7
commit 355f6ea855
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Ary rehefa nandeha tagny Jerosalema i Jesosy sy gne mpianatriny, ka nagnakaiky an'i Betifanga sy Betania , ame vohitry Oliva, nagniraky gne roa lahy tame mpianatrany i Jesosy.\v 2 Ra nizaka hoe: " Mandehana anareo amin'iry vohitry mifagnatriky amitsika iry. Raha vao avy egny anareo da mahita zanak'ampondra mbola tsy nisy nipitiky. Tatao gne fehiny da hoento aty.\v 3 Raha misy olo mahita resaky aminareo hoe: "nagnino io ampondra io gn'alainareo? Da valio hoe misy ampesahan'e Zagnahary enazy ka hapodigny evao avy eo.
\v 1 Ary rehefa nandeha tagny Jerosalema i Jesosy sy gne mpianatriny, ka nagnakaiky an'i Betifanga sy Betania , ame vohitry Oliva, nagniraky gne roa lahy tame mpianatrany i Jesosy.\v 2 Nizaka izy hoe: " Mandehana anareo amin'io vohitry mifagnatriky amitsika io. Raha avy egny anareo da mahita zanak'ampondra mbola tsy nisy nipitiky. Tatao gne fehiny da hoento aty.\v 3 Raha misy olo mahita resaky aminareo hoe: "nagnino io ampondra io gn'alainareo? Da valio hoe misy ampesahan'gne Zagnahary azy ka hapodi evao avy eo.