auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-21 04:24:03 -05:00 committed by root
parent b5d20d496a
commit 30cbcdd0fe
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Refa i Jesosy raiky, da nagnotany azy momba io fagnoara io indreo mari```````````````````````````qqqqny anazy sy ireo mpianatry roambonifolo. \v 11 Hoy izy tam'indreo : '' Ho anareo e nagnomeza e zava-miafigny e fazakan' Andriamanitry. Fa ho andreo ivelany da fagnoara avao, \v 12 ame fotoa agnitendreo, eka agnety indreo, fa tsy ahita, ame fotoa hitenomandreo, ahare indreo, nefa tsy hafatatry, na koa ra hiotaky indreo da hamindra fo amin-dreo Andriamanitry.''
\v 10 Refa i Jesosy raiky, da nagnotany azy momba io fagnoara io indreo mariny anazy sy ireo mpianatry roambonifolo. \v 11 Hoy izy tam'indreo : '' Ho anareo e nagnomeza e zava-miafigny e fazakan' Andriamanitry. Fa ho andreo ivelany da fagnoara avao, \v 12 ame fotoa agnitendreo, eka agnety indreo, fa tsy ahita, ame fotoa hitenomandreo, ahare indreo, nefa tsy hafatatry, na koa ra hiotaky indreo da hamindra fo amin-dreo Andriamanitry.''