auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-20 09:47:56 -05:00 committed by root
parent 053324360f
commit 30a2aae213
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Niala anio toera io izy da namonjy e tanindraza, sady niaraky taminazy e mpianatriny. raha avy e andro sabata, da nampianatry tame synagoga izy. maro e olo naregny anazy sady gaga aby indreo. hoy indreo: avy aiha nahazahoany anio fampianara io? avy aiha ity fahendrea hampianariny antsikaty? ino aby ty fahagaga naniny tame tagnany ty? tsy e mpandrafitry igny me ity, e zanak'i maria sady rahalahin'i jakoba miaraky amin'i jodasy sy simona? tsy miaraky amintsika eto me anabavinio? ''vignitry tamin' i jesosy indreo.
\v 1 \v 2 \v 3 Niala anio toera io izy da namonjy e tanindraza, sady niaraky taminazy e mpianatriny. Raha avy e andro sabata, da nampianatry tame synagoga izy. maro e olo naregny anazy sady gaga aby indreo. hoy indreo: ''Avy aiha nahazahoany anio fampianara io?'' avy aiha ity fahendrea hampianariny antsikaty? ino aby ty fahagaga naniny tame tagnany ty?'' sy e mpandrafitry igny me ity, e zanak'i maria sady rahalahin'i jakoba miaraky amin'i jodasy sy simona? tsy miaraky amintsika eto me anabavinio? ''vignitry tamin' i jesosy indreo.

View File

@ -1 +1 @@
Hoy i jesosy tamendreo: ''tsy misy mpaminany tsy ome haja, afa-tsy ame tanindraza miaraky ame havany akaiky miaraky ame ankohonany avao. ''Tsy afaky nagnano asa mahagaga izy,afa tsy e fametraha-tagna amin'e maharary kidikidy sady nagnasitra andreo. Gaga ame tsy finoandreo izy. avy eo izy nandeha nagnodidy e tanà hampianariny.
\v 4 \v 5 \v 6 Hoy i jesosy tamendreo: ''tsy misy mpaminany tsy ome haja, afa-tsy ame tanindraza miaraky ame havany akaiky miaraky ame ankohonany avao. ''Tsy afaky nagnano asa mahagaga izy,afa tsy e fametraha-tagna amin'e maharary kidikidy sady nagnasitra andreo. Gaga ame tsy finoandreo izy. avy eo izy nandeha nagnodidy e tanà hampianariny.

View File

@ -1 +1 @@
Avy eo izy nangaiky e roa ambinifolo lahy sady nagniraky andreo roiroy aby, sady nomeny fahefa handresy e fagna maloto, sady nandidy andreo tsy hitondra ninino ame diany, na mofo, na karitabla, na vola ame hetry_afa tsy hagnira avao_ fa magnano kapa, fa tsy misiky lamba roy.
\v 7 \v 8 \v 9 Avy eo izy nangaiky e roa ambinifolo lahy sady nagniraky andreo roiroy aby, sady nomeny fahefa handresy e fagna maloto, sady nandidy andreo tsy hitondra ninino ame diany, na mofo, na karitabla, na vola ame hetry_afa tsy hagnira avao_ fa magnano kapa, fa tsy misiky lamba roy.

View File

@ -1 +1 @@
Nihina izay nahavoky andreo indreo sady mbola nisy ambiny. Raha avy eo nahory e sisa tsy lany, ka nahafeno roambinifolo sobika da namopo, miaraky ame ambiny e vily. Nisy dimy arivo indreo lehilahy nihina anio mofo io.
\v 42 \v 43 \v 44 Nihina izay nahavoky andreo indreo sady mbola nisy ambiny. Raha avy eo nahory e sisa tsy lany, ka nahafeno roambinifolo sobika da namopo, miaraky ame ambiny e vily. Nisy dimy arivo indreo lehilahy nihina anio mofo io.