auto save
This commit is contained in:
parent
1bfad4eef1
commit
2c1341584e
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 27 \v 28 \v 29 Hoy avao izy : '' Gne fazakan'Andriamanitry da mitovy ame gn'olo raiky \v 26 mamafy e voany ame tany, matory izy amin'ny gn'ariva ka mitrotry izy marandray, da e voa moa da naniry tsara, fa tsy fantany hoe akongaia. E tany da mamokatry ame tegnany avao : voalohany da gne rantsany, avy teo e taony, avy teo e voa antitry ame taony. Ka rehefa antitry e voa da avy hatrany izy da handefa pihila, fa efa tonga e fotoa pihila.
|
||||
\v 27 \v 28 \v 29 \v 26 Hoy avao izy : '' Gne fazakan'Andriamanitry da mitovy ame gn'olo raiky mamafy e voany ame tany, matory izy amin'ny gn'ariva ka mitrotry izy marandray, da e voa moa da naniry tsara, fa tsy fantany hoe akongaia. E tany da mamokatry ame tegnany avao : voalohany da gne rantsany, avy teo e taony, avy teo e voa antitry ame taony. Ka rehefa antitry e voa da avy hatrany izy da handefa pihila, fa efa tonga e fotoa pihila.
|
Loading…
Reference in New Issue