auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-16 04:21:53 -05:00 committed by root
parent c5de3b4b27
commit 2a203a494d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
I Jesosy nizaka taminazy oe: " raha mahay enao ? Gne raha aby da hainigne mino. Da niaraka tamizà iabane zaza ary da nizaka mafy oe: "mino iah. Ampio iah gname tsy finoako". Rehefa hitan'i Jesosy gne vahoky niazakazaky nagnato endreo, da nozakainy mafy gne fagna ratsy ary nagnano oe : " ô fagna moa sy maregny, mandidy enao ia, melà aminazy ary ka mipody aminazy esanaky".
\v 23 \v 24 \v 25 I Jesosy nizaka taminazy oe: " raha mahay enao ? Gne raha aby da hainigne mino. Da niaraka tamizà iabane zaza ary da nizaka mafy oe: "mino iah. Ampio iah gname tsy finoako". Rehefa hitan'i Jesosy gne vahoky niazakazaky nagnato endreo, da nozakainy mafy gne fagna ratsy ary nagnano oe : " ô fagna moa sy maregny, mandidy enao ia, melà aminazy ary ka mipody aminazy esanaky".