auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-16 00:36:52 -05:00 committed by root
parent fe15a61e89
commit 29b5228334
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Rehefa nipody tame mpianatry indreo da nahita vahoky marobe nagnodidy andreo ary gne mpanora-dalana niady hevitry taminazy. Raha vao nahita an'i Jesosy indreo da nikaperatry gne vahoky aby ary raha igny niazakazaka nagnato Enazy igny indreo da nagnotsafy enazy. Nagnontany gne mpianatriny izy oe: "mikasiky gn'ino gnedianareo hevitry aminio ?". \v 14 \v 16 Rehefa nipody tame mpianatry indreo da nahita vahoky marobe nagnodidy andreo ary gne mpanora-dalana niady hevitry taminazy. \v 15 Raha vao nahita an'i Jesosy indreo da nikaperatry gne vahoky aby ary raha igny niazakazaka nagnato Enazy igny indreo da nagnotsafy enazy. Nagnontany gne mpianatriny izy oe: "mikasiky gn'ino gnedianareo hevitry aminio ?".