auto save
This commit is contained in:
parent
7ce7f1ea18
commit
24510bbb4c
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 39 \v 40 \v 41 Rehefa hitane Kapiteny, izay nitsanga sy nifagnatriky tam'i Jesosy fa maty tamiza famba iza izy da oy izy se: " Tena zanake zagnahary dato io lelah io". Da nisy viavy koa nitsinjo avy lavitry, agnisan'iza i Maria Magdalena, Maria (iendrin'i Jakoba zandriny sy Josesy), ary i Salome. Taminazy tagny Galilia da nagnaraky enazy sy nanompo enazy indreo. Ary viavy maro hafa koa gne niara-niakatry taminazy tagny Jerosalema. Raha avy gn'ariva, satria andro fiomagna,
|
||||
\v 39 \v 40 \v 41 Rehefa hitane Kapiteny, izay nitsanga sy nifagnatriky tam'i Jesosy fa maty tamiza famba iza izy da oy izy se: " Tena zanake zagnahary dato io lelah io". Da nisy viavy koa nitsinjo avy lavitry, agnisan'iza i Maria Magdalena, Maria (iendrin'i Jakoba zandriny sy Josesy), ary i Salome. Taminazy tagny Galilia da nagnaraky enazy sy nanompo enazy indreo. Ary viavy maro hafa koa gne niara-niakatry taminazy tagny Jerosalema.
|
Loading…
Reference in New Issue