diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt new file mode 100644 index 0000000..de32f5a --- /dev/null +++ b/01/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Ity gne netombohan'gne filazatsaran'i Jesosy Kristy zanak'Andrimanitra.\v 2 Araky gne vosoratry tao ame gne boky Isaia mpaminany hoe "ity, Iaho magniraky gne irako aloha anao,ity raiky ambotry gne lalanao". \v 3 Misy feo regny miantso mafy agnefitry magnano hoe"amboaro tsara gne lalan'i Tompo anio mahitsy gne lalagny andehanany." \ No newline at end of file diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt new file mode 100644 index 0000000..4feb924 --- /dev/null +++ b/01/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 6 Avy i Jaona agnano batisa tagny agnefitra ary nitory gne batisa fibebagny ho ane famelakekoky vokatry gne fahota.\v 5 Gne tanin'ny jodia rehetre sy gne mponina tao Jerosalema agnaby dia avy nagnatogny anazy aby.Naniny batisa tamigne reniranon'i Jordany agnaby izy rehetra ra nagneky gne fahotany. \v 4 I Jaona da nagnisy lamba volon-drameva ary nagnisy hetry ame vanihany,da valala sy titely e ra nohaniny. \ No newline at end of file diff --git a/01/07.txt b/01/07.txt new file mode 100644 index 0000000..180c384 --- /dev/null +++ b/01/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 7 Nizaka izy hoe "misy raiky izay ho avy magnaraky ana izay mahery mihotry ana,ary tsy magneva ana gne hamafa gne tadin'ny gne kapany.\v 8 Ia magnano batisa anareo ame rano fa izy koa agnano batisa anareo ame Fagnahy Masina". \ No newline at end of file diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt new file mode 100644 index 0000000..c48b5d0 --- /dev/null +++ b/01/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 9 Taminio andro nevisany Jesosy avy tagny Nazareta tao Galilia gne nitrangany zany,ary naniny Joany batisa tao tame ranon'i jordana izy. \v 10 Ra nihala gne rano i Jesosy, da nisokatry gne lagnitry,da nidigny ame sorikiny gne voromamanga Fana Masy. \v 11 avy eo da nisy zaka avy an-dagnitry nizaka nagnano hoe: "Anao gne zanako malalako. Anao gne tiako sady Ekeko. " \ No newline at end of file diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt new file mode 100644 index 0000000..cb14f7f --- /dev/null +++ b/01/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 12 Raha vita izay, nindesin'gne Fagnahy agny agn' efitry i Jesosy. \v 13 Efapolo andro izy tagny da nalainy gne devoly Fagnahy. Niara nipetraky tame biby ary da nanompo anazy agnaby gn' anjely. \ No newline at end of file diff --git a/01/14.txt b/01/14.txt new file mode 100644 index 0000000..3a29038 --- /dev/null +++ b/01/14.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 14 Raha vosambitry i Jaona, da tonga tao Galilia i Jesosy nagnambara gne filazantsaran'Andriamanitry, \v 15 ary nizaka hoe: "Avy gne fotoa, ary akaiky gne fanjakan'Andriamanitra. Mibeba ary minoha gne filazantsara. " \ No newline at end of file diff --git a/01/16.txt b/01/16.txt new file mode 100644 index 0000000..42b3694 --- /dev/null +++ b/01/16.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 16 Raha nandeha tam' amoron- dranomasin' i Galilia izy, da nahita an'i Simona sy Andrea ralahan'i Simona nagnarato. Satria pagnarato gnasany. \v 17 Hoy Jesosy tamindreo hoe: "magnaraha ana, fa aniko mpagnarato olona anareo. \v 18 "Eo eo avao da napetrany gnaratony ary nagnaraky anazy indreo. \ No newline at end of file diff --git a/01/19.txt b/01/19.txt new file mode 100644 index 0000000..8db1973 --- /dev/null +++ b/01/19.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 19 Raha nandeha lavidavitry i Jesosy, da nahita an' I Jakoba zanakin'i Zebedio sy Jaona ralahany tagnatin' gne sambo kidy magnambotry gnaratony. \v 20 Nangaiky andreo izy da nelany tao ame sambokely i Zebedio abany niaraky ame mpiasany da nagnaraky an'i Jesosy indreo. \ No newline at end of file diff --git a/01/21.txt b/01/21.txt new file mode 100644 index 0000000..2a1a96b --- /dev/null +++ b/01/21.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 21 Avy tao Kapernaomy indreo ary tam' gn' andro Sabata, da niditry tao ame synagoga i jesosy aveo da nampianatry. \v 22 Gaga tamè gne fapenarany aby indreo, satria nampianatry andreo mitovy ame olo managny fahefaha izy fa tsy mitovy ame panora-dalala. \ No newline at end of file diff --git a/01/23.txt b/01/23.txt new file mode 100644 index 0000000..a234f56 --- /dev/null +++ b/01/23.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 23 Avy teo da nisy lelahy raiky tao ame synagoga izay nisy fagnà maloto nizaka mafy, \v 24 nagnano hoe: "Ino gn' ifandraisanay aminao, rô Jesosy Nazareana? Avy amotiky anay nda anao ty? Akô olo lalako avao anao. Anao gne Masin'andriamanitra!"\v 25 Nizaka mafy tame devoly i Jesosy nagnano hoe: "mangina ary mizotsa atoa !" \v 26 Ary gne fagnà maloto nampijaly, anazy da nizotso tao ary nizaka ame feo mafy. \ No newline at end of file diff --git a/01/27.txt b/01/27.txt new file mode 100644 index 0000000..6f2b894 --- /dev/null +++ b/01/27.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 27 kaperatry gnola aby da nifagnatogny indreo hoe: "Misy ino? Fampenara vaovao misy fahefa? Bekony aby gne fagnà maloto da magneky anazy aby indreo!"\v 28 Gne vaoavao momba anazy da niparitaky tamè rehetra tegny ame faritry Galilia aby. \ No newline at end of file diff --git a/01/29.txt b/01/29.txt new file mode 100644 index 0000000..38c6cab --- /dev/null +++ b/01/29.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 29 Ra avy nizotso gne synagoga, da avy ame tragnon'i Simona sy Andre indreo, niaraky amin'i Jakoba sy Jaona.\v 30 Ary gne rafozam-bavin'i Simona matory voane tazo,ka nizakandreo an'i Jesosy gne momba anazy. \v 31 Da nagnatogny izy, da nandray gne tagnany, ary nampifoa anazy; da afaky gne tazony, da avy teo nanomboky nanompo anazy agnaby indreo tao. \ No newline at end of file diff --git a/01/32.txt b/01/32.txt new file mode 100644 index 0000000..9e23aaf --- /dev/null +++ b/01/32.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 32 Tamin'io aligny io, tafaran' gne nilitean' gne masandro, nentindreo teo am' Jesosy aby gne nanary sy gne misy devoly. \v 33 Avy Maro tamè varangara aby gnolo aby teo amè tanà. \v 34 Nagnasitragny gn' aretin'gn'olo maro sy nandroaky devoly; Ary da tsy naveleny nizaka izany Satana izany satria nieky gne heriny. \ No newline at end of file diff --git a/01/35.txt b/01/35.txt new file mode 100644 index 0000000..5abdd95 --- /dev/null +++ b/01/35.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 35 Nifoha mandraigny be izy, ra mbola mizy gn' andro, niala teo izy ka nandeha tame toeragny mitokagny ary teo izy gne nivavaky. \v 36 Nitady anazy i Simona sy gne namany niaraky taminazy.\v 37 Nahita anazy indreo ary nizaka hoe" mitadia anao gne lolvahoaka." \ No newline at end of file diff --git a/01/38.txt b/01/38.txt new file mode 100644 index 0000000..04df87d --- /dev/null +++ b/01/38.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 38 Nizaka izy hoe: "handeha tsika ame toera-kafa, ambadiky ame toeragny magnodidy, mba avitako mitory teny agny koa. Fa izay gnantony gne nandehanako aty" . \v 39 Da nitety any Galilia izy, nitory teny tao ame synagoga sady nandrôky devoly maro. \ No newline at end of file diff --git a/01/40.txt b/01/40.txt new file mode 100644 index 0000000..ddd7eb5 --- /dev/null +++ b/01/40.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 40 Nisy boka raiky nagnato anazy. Nitaraigny aminazy; nandohaliky teo aminazy ary nizaka aminazy nagnano hoe: " Ra sitrakao da diovy aho. \v 41 " Nalahelo, sady nametra tagna taminazy I Jesosy ary nikasika anazy, nizaka nagnano hoe: "sitrako, misitrà anao. " \v 42 Niala taminazy Gn' abokà Ary da nadio izy. \ No newline at end of file diff --git a/01/43.txt b/01/43.txt new file mode 100644 index 0000000..777afec --- /dev/null +++ b/01/43.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 43 Nampitandrigny mafy an'azy i Jesosy, ary nandefa anazy. \v 44 Hoy izy taminy" tandremo tsy hizaka na amin'iza na iza enao, fa mandiana, abohay ame mpisorogne tegnanao, ary magnambohara fagnatritry nony fadiovana araky gne zakan'i Mosesy, mba ho vavolombelogne ho andreo. \ No newline at end of file diff --git a/01/45.txt b/01/45.txt new file mode 100644 index 0000000..3eace5a --- /dev/null +++ b/01/45.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 45 Raha Vita izay, nizotso izy ary nanomboky nizaka am'gn'olo maro, sy nagnaparita-peo; nanomboky teo Jesosy da tsy afaky niditry nalalaky ame tanà koa. Lasa niafiafy izy ka nidoboky amè toera milamindamy, fa gn'olo Avy hivelany kosa da nagnato anazy teo. \ No newline at end of file diff --git a/01/title.txt b/01/title.txt new file mode 100644 index 0000000..86739ed --- /dev/null +++ b/01/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko 1 \ No newline at end of file diff --git a/07/01.txt b/07/01.txt new file mode 100644 index 0000000..aea456f --- /dev/null +++ b/07/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Gne Fariseo sy gne mpanoradalana sasany avy agny Jerosalema nivory nagnodidy azy. \ No newline at end of file diff --git a/07/02.txt b/07/02.txt new file mode 100644 index 0000000..9f9427f --- /dev/null +++ b/07/02.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 2 ka hitandreo gne mpianatry sasany nihina mofo tame tagna maloto tsy vosasa. \v 3 (Fa gne fariseo sy gne Jiosy da tsy mba mihina-kany raha tsy avy manasa tagna satria magnaratsy gne fombafomban'gne loholona avy aminazy). \v 4 Ary rehefa miverigny avy agny e bezara gne Fariseo, tsy mihina raha tsy agnyavy mandro ary da mitandrigny mafy gne fomba maro tsy gne fanasa kapoky sy gne fagnasagny gne fanaky ary indrindra gne fatoriandreo . \ No newline at end of file diff --git a/07/05.txt b/07/05.txt new file mode 100644 index 0000000..f599e60 --- /dev/null +++ b/07/05.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 5 Rehefa izany, gne Fariseo sy gne Mpanoradalana nametraky fagnotania tamin'i Jesosy. Hoy reo: "Fa nagnino gne mpianatrao tsy magnaraky gne fombandreo lohologny fa mihina ame tagna maloto". \ No newline at end of file diff --git a/07/06.txt b/07/06.txt new file mode 100644 index 0000000..400bf78 --- /dev/null +++ b/07/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 6 Da hoy i Jesosy namaly: " efa fantatr' i Isaia tamè faminaniany gne momba anareo mpitsaravelatsihy". hoy izy tam'izany "misy vahoaka magnaza anà amin' gne molotry , fa gne fony lavitry anà. \v 7 Rava gne fivavaha homen-dreo anà raha mampianatry gne didy na gne fitsipiky maha olo ho fampianaragny indreo. \ No newline at end of file diff --git a/07/08.txt b/07/08.txt new file mode 100644 index 0000000..bced50f --- /dev/null +++ b/07/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 8 Apetrainareo gne didin' Andriamanitry ka tazomo mafy gne fomban'olombelo.\v 9 " Ary da mbola nagnamafy i Jesosy tamindreo hoe: " Akory gne fagnarianareo gne didin'Andriamanitry mba hagnazanareo gne fomban-drazanareo !\v 10 Da hoy Mosesy namaly hoe: " hajao i abanareo amy endrinareo ary izay magnopa an'i abany sy endriny da ho faty izy. " \ No newline at end of file diff --git a/07/11.txt b/07/11.txt new file mode 100644 index 0000000..e840f67 --- /dev/null +++ b/07/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 11 Kanefa hoy anareo mizaka hoe : " Raha misy lehilahy mizaka an'i abany sy endriny hoe ndre ino na ino tianareo ho azo amina da efa korbana (na hoe efa nomen'Andremanitra ) mialoha\v 12 da tsy ho ekenareo agnano na ino amin'ny abany amin'i endriny hoe izy. \v 13 Noho izany nofagnanareo gne zakan'Andremanitry oho nge fombandrazanareo. Ary da maro gne raha mitovy amin'izany nataonareo. " \ No newline at end of file diff --git a/07/14.txt b/07/14.txt new file mode 100644 index 0000000..ae6fa4a --- /dev/null +++ b/07/14.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 14 Da mbola nangaiky fagnindroany gne vahoaka i Mosesy ka nizaka hoe : Mitenoma ana aby anareo ary fantaro gne raha rohoniko. \v 15 Tsy misy loto avy ambadiky afaky mandoto gn' olo ndre da miditry ao agnatin'olo. Fa gne tena marigny, izay mizotso avy agnatin' olo gne matetiky mandoto azy.\v 16 "[ Fa gne fandika tsara inddrindra da tsy mandika gne andininy faha 16. Fa raha misy mana sofy iaianoa, aoka izy iteno ]. \ No newline at end of file diff --git a/07/17.txt b/07/17.txt new file mode 100644 index 0000000..4331273 --- /dev/null +++ b/07/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 17 Rehefa niala teo ame vahoaky i Jesosy, da nagnotany gne mpianatriny rehefa nitsoky andragno izy, mikasiky gne fagnohara nampiasainy tagny am-boalohany.\v 18 Da hoy i Jesosy namaly hoe : " da mbola bado ve anareo? Tsy fantatrareo fa izay miditry agnatin'olo avy iveleny da tsy hapalato azy mihintsy \v 19 satria tsy ame fony gne hidiran'izany fa ame trokony ka mizotso ame fangiriany? Izany gne fagnambaran'i Jesosy iazany gne nahatonga gne sakafo rehetra nadio. \ No newline at end of file diff --git a/07/20.txt b/07/20.txt new file mode 100644 index 0000000..0c3374e --- /dev/null +++ b/07/20.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 20 Da hoy izy avy eo : " Izay mizotso avy agnaty gne mandoto gn'olo" \v 21 Gne tsivadivady, gn'alatry, gne famonoa, \v 22 gne fivarota tegna, gne fangniria, gne fengoa ,gne felogna ,gn'avandesa, gne avognavo ,gne amolà da avy agnatin'olo aby Ary da tena avy ampony ,izay avy ame saindratsy. \v 23 Izay aby gne loto mijotso avy agnatin'olo ka mandoto anazy. \ No newline at end of file diff --git a/07/24.txt b/07/24.txt new file mode 100644 index 0000000..9092280 --- /dev/null +++ b/07/24.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 24 Raha vita izany , da niala teo i Jesosy ka nandeha nitety gne faritry Tyroy sy Sidona. Tafaran' izay ,da nisy viavy avy teo naharè\v 25 fa avy i Jesosy, ka nitondra gne zanany viavy nidiran' gne devoly; rehefa avy teo izy da nandohaliky tamè tomboky Jesosy . \v 26 Fantany tsara fa Grika io viavy io, Syro-foinika gne tany feviany. Arak'izay da nangataky tamin'i Jesosy ity viavy ity mba havôky Demony gne zanany viavy. \ No newline at end of file diff --git a/07/27.txt b/07/27.txt new file mode 100644 index 0000000..a9f9a39 --- /dev/null +++ b/07/27.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 27 Hoy i Jesosy namaly an' io viavy io hoe: " Omeo sakafo aloha gne zaza satria fady gne mangala gne mofon-daja ka magnome izany ho an' gn'amboa. "\v 28 Kanefa namaly an'i Jesosy ity viavy ity nizaka hoe "Tompo ô, ekeko gne zakanao, kanefa ndre gn'amboa aza da mbola mihina gne poti-mofon-daza ambany latabatry . \ No newline at end of file diff --git a/07/29.txt b/07/29.txt new file mode 100644 index 0000000..f254c6f --- /dev/null +++ b/07/29.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 29 Da hoy i Jesosy tam' raviavy " Noho izany zakanao izany, mandehana mandeha fa efa niala tamè zanakao gne demony . " \v 30 Ary rehefa niverigny tagny aminazy raviavy da nahita gne zanany natory teo ambony kitrara izay efa tsy misy demony koa. \ No newline at end of file diff --git a/07/31.txt b/07/31.txt new file mode 100644 index 0000000..e99d67d --- /dev/null +++ b/07/31.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 31 Rehefa vita zay, niala tao Tyro i Jesosy ka namakivaky gne faritry Sidona, nandalo gne sisinn'taniny Galilia ary avy eo niakatry nitety gne faritry ny Dekapolisy. \v 32 Tafaran'izany , nisy olo raiky noetindreo teo akatrefan'i Jesosy ary nangatahandreo mafy da mafy tamin'azy mba hametraha tagna satria maregny sady moa . \ No newline at end of file diff --git a/07/33.txt b/07/33.txt new file mode 100644 index 0000000..e9462c6 --- /dev/null +++ b/07/33.txt @@ -0,0 +1,2 @@ +\v 33 Tamin'izany , noentin'i Jesosy nijotso niala gn' olo maro ity lehilahy ity ary nametrahany tagna tamè sofiny , raha avy nandrora ity lehilahy ity , da nokitihiny gne faritry teo ame lelany .\v 34 +Raha vita izany da niandra gne lagnitry i Jesosy nitalao tame Zagnahary nizaka hoe "Efata" na hoe "maladia " \v 35 Tselasela teo , sitragny gne sofiny ary nahay nizaka mazava tsara izy. \ No newline at end of file diff --git a/07/36.txt b/07/36.txt new file mode 100644 index 0000000..f941f4e --- /dev/null +++ b/07/36.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 36 Noraràn'i Jesosy mafy da mafy indreo mba tsy hizakazaka na ino na ino. Kanefa vao maiky nagnely gne lazan'i Jesosy ireo ndre da efa norarà mafy aza. \v 37 kaperatry tamin'izany gn'olo ka vaky zaka hoe: " Ainao sady efanao gne raha aby. Nampizaka gne moa ary da naniano mahare koa gne marègny". \ No newline at end of file diff --git a/07/title.txt b/07/title.txt new file mode 100644 index 0000000..cb3d504 --- /dev/null +++ b/07/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 7 \ No newline at end of file diff --git a/08/title.txt b/08/title.txt new file mode 100644 index 0000000..8ecd394 --- /dev/null +++ b/08/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko 8 \ No newline at end of file diff --git a/11/01.txt b/11/01.txt new file mode 100644 index 0000000..1d4ad24 --- /dev/null +++ b/11/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Ary rehefa nandeha tagny Jerosalema i Jesosy sy gne mpianatriny, ka nagnakaiky an'i Betifanga sy Betania , ame vohitry Oliva, nagniraky gne roa lahy tame mpianatrany i Jesosy.\v 2 Nizaka izy hoe: " Mandehana anareo amin'io vohitry mifagnatriky amitsika io. Raha avy egny anareo da mahita zanak'ampondra mbola tsy nisy nipitiky. Tatao gne fehiny da hoento aty.\v 3 Raha misy olo mahita resaky aminareo hoe: "nagnino io ampondra io gn'alainareo? Da valio hoe misy ampesahan'gne Zagnahary azy ka hapodiny avy eo. \ No newline at end of file diff --git a/11/04.txt b/11/04.txt new file mode 100644 index 0000000..e0c9bcd --- /dev/null +++ b/11/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 4 Da nandeha tokôtry gne mpianatriny, da nahita zanak'ampondra nifehy teo ambadikin'e tragno, agnilan'gne varavara teo amoron-dala, ka notatahany-dreo gne fehiny.\v 5 Tsitapitapitr'izay, nisy olo nitsanga tokôtry teo ka nizaka tamin'dreo hoe: "Nagnino tatahanareo gne fèn'io zanak'ampondra io? "\v 6 Navilin-dreo anio olo io gne zaka nagnafarany Jesosy an-dreo ka navelan'io olo io nandeha in-dreo . \ No newline at end of file diff --git a/11/07.txt b/11/07.txt new file mode 100644 index 0000000..c855e5b --- /dev/null +++ b/11/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 7 Rehefa nandeha in-dreo, ary noetin-dreo rohy lahy gne zanak'ampondra da nomeny an'i Jesosy ,ary nalafikiny teo ambon'gn' ampondra gne lambany ka nipitihany mandra-pahaviny agny. \v 8 Tegny an-dala anefa , maro gn'olo namelatry gne lambany ary gne sasany nametraky piripiky izay nindesiny tagny atonda. Maro gn'olo mandeha na taloha na tafara ka nikoikoiky mafy an'i Jesosy nagnano hoe: \v 9 "Hosana! Derao gne Zagnhary ame alalan'i Jesosy.\v 10 Derao gne zanak'i Davida iabatsika! Hosana ho an'gne avo indrindra an-dagnitry agny! " \ No newline at end of file diff --git a/11/11.txt b/11/11.txt new file mode 100644 index 0000000..b2943ff --- /dev/null +++ b/11/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 11 Raha vita izany, nitsoky tao amè Tempoly tao Jerosalema i Jesosy sady nagnaramaso gne raha misy tao. Rehefa hariva kosa gn'andro, da nandeha agny Betania Izy sy gne mpianatry roa am-binifolo lahy. \v 12 Nagnarak'izany, mosary i Jesosy rehefa avy nipody avy tagny Betania. \ No newline at end of file diff --git a/11/13.txt b/11/13.txt new file mode 100644 index 0000000..4704b13 --- /dev/null +++ b/11/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 13 Ary i Jesosy nahita hazon'aviavy nitsiry lavidavitry tegny sady nidoroboky gne raviny,nagnato teo akaiky teo izy nagnety raha mamoa na tsy misy voany ity hazo ity, kaiky tsy nisy na iono na iona ity aviavy ty afa tsy gne raviny satria mbola tsy fotoa famohany tamin'io fotoa io.\v 14 Hoy i Jesosy tamin'izay: "Tsy misy olo ihina gne voa avy aminao tsana ,da oetinao maty evao! " Rèn'gne mpianatry iza zaka izany. \ No newline at end of file diff --git a/11/15.txt b/11/15.txt new file mode 100644 index 0000000..1f99420 --- /dev/null +++ b/11/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 15 Nisitaky nandeha agny Jerosalema i Jesosy sy gne mpianatry, da niditry tao an-tempoly ary nanomboky nandrôky gne mpivarotry sy gne mpividy rehera tao. Tamin'izay,naongany gne latabatry sy gne sezan'gnolo mpanakalo vola sy gne mpvarotry voromamanga.\v 16 Tsy navelany nisy olo na iza na iza hivarotry tao amè tempoly. \ No newline at end of file diff --git a/11/17.txt b/11/17.txt new file mode 100644 index 0000000..71f4495 --- /dev/null +++ b/11/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 17 Tsitapitapitr'izay, nampenariny in-dreo ka hoy izy hoe: "Tsy efa nozakaiko anareo fa, gne tragnoko da hangia hoe tragno fengona ho an'gne firenena rehetra? Nefa da naninareo ho tragnon'gne mpagalatry".\v 18 Raha vao naharè izany gne loholo sy gne panoradalana da nitadia fika hamonoa an'i Jesosy. Tsapa anefa fa nataotry an'i Jesosy ireo satria gn'olo maro teo da kaperatry tame fampenarany.\v 19 Rehefa aly kosa gn'andro da namak' aly niala teo amè tana in-dreo. \ No newline at end of file diff --git a/11/20.txt b/11/20.txt new file mode 100644 index 0000000..7040073 --- /dev/null +++ b/11/20.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 20 Rehefa nandraigny gn'andro, ka nipody tamin'igny lalana igny ndry Jesosy,da nahita gn'azon'aviavy nalazo atramin'gne vatriny,izay nozognony. \v 21 Tadidin'i Petera izany ka hoy izy: " Ramosé ô, hiteo ity! \ No newline at end of file diff --git a/11/22.txt b/11/22.txt new file mode 100644 index 0000000..2ab5869 --- /dev/null +++ b/11/22.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 22 Hoy Jesosy tamè mpianatry: "Magnahna finoa an' Andriamanitra". Ambarako aminareo gne mazava fa na iza na iza, hizaka ami-ty vohitry ty hoe: " Mitsangana da mivaringarigna an-dranomasyagny,ho tanteraky raha tsy misalasala gne fony fa mino amè vava avôkiny , satria izany gne fomban'Andriamanitry. \ No newline at end of file diff --git a/11/24.txt b/11/24.txt new file mode 100644 index 0000000..e86c28c --- /dev/null +++ b/11/24.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 24 Noho izany, ity gne mazava ambarako anareo: izay rehetre hivavahanareo sy angatahinareo ,minoa fa efa azonareo ary nda mbola ho azonareo.\v 25 Fa ity , rehefa mivavaky anareo, fafao nge helokin' gne namanareo eo aminareo na iza na iza; hamin'izay fafan' Gne Zagnahary agny ambony koa gne fahotanareo. \v 26 [ Fagnamarita: gne fandikà tena tsara da tsy asiagny hoe ( jereo ao am'i Matt.16. 15) MK . 11.26 " Fa ra tsy hamela gne heloky anareo da tsy ho avelan'i abanareo zay an-dagnitry koa.] \ No newline at end of file diff --git a/11/27.txt b/11/27.txt new file mode 100644 index 0000000..609fab8 --- /dev/null +++ b/11/27.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 27 Lasa niakatry agny Jerosalema indreo raha vita izany. Fa raha nitsangatsanga tao amè tempoly i Jesosy nagnato azy gne lohandoham-pisorona, gne mpanoradalana ary ireo loholona. \v 28 Hoy ireo tam' Jesosy: " Fahefà avy aia gn'afahanao magnano an'izao rehetr'izao, Ary Ia gne nagnomè anao anizany?" \ No newline at end of file diff --git a/11/29.txt b/11/29.txt new file mode 100644 index 0000000..85841f2 --- /dev/null +++ b/11/29.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 29 Hoy i Jesosy tamindreo hoe: " ity koa gne fagnotania apetrako aminareo: Ambarao nareo anā fa ambarako anareo koa hoe fahefà avy aia gn'afahako magnano an'ireo aminareo. \v 30 Gne batisan'i Jaona, Avy an-dagnitry sa avy am'gn' olo? Valianareo aho". \ No newline at end of file diff --git a/11/31.txt b/11/31.txt new file mode 100644 index 0000000..aa34fac --- /dev/null +++ b/11/31.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 31 Nifandiniky niaraky ireo mpanoradalana sady nekàny ary da vaky zaka hoe: "Raha isika mamaly hoe avy an-dagnitry da hamaly atsika izy hoe nagnino anareo tsy nino sa?\v 32 Fa raha isika kosa mamaly hoe avy am'gn'olo,... Da natatry mafy gn'olo gne mpanoradalana satria fantany gne vahoaka fa i Jesosy da mpaminan'gne Zagnahary tokôtry. \v 33 Namaly an'i Jesosy farany ireo ka nizaka hoe "tsy hainay".Namaly andreo koa i Jesosy hoe: " tsy hamaly anareo koa aho hoe avy aiza gne fahefà nahavitako anireny" \ No newline at end of file diff --git a/11/title.txt b/11/title.txt new file mode 100644 index 0000000..22edb9f --- /dev/null +++ b/11/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toky faha 11 \ No newline at end of file diff --git a/14/01.txt b/14/01.txt new file mode 100644 index 0000000..0908562 --- /dev/null +++ b/14/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Tamin'izany, roy andro talohane fankalazà gne Paska sy gne mofo tsy misy karbonaty. Nitady fomba sy fika hamonoa an'i jesosy gne mpanoradalàna sy gne loholona tame fomba milamy sy mangy.\v 2 Hoy indreo hoe: "aleo tsy vonitsika am'gnandro fety, sao mimenimeny gn'olo". \ No newline at end of file diff --git a/14/03.txt b/14/03.txt new file mode 100644 index 0000000..3bad0cb --- /dev/null +++ b/14/03.txt @@ -0,0 +1,2 @@ +\v 3 Sendra t' andragnon' i pSimona boka i Jesosy tao Betania, raha nipetraky teo ambony latabatra igny izy, nisy viavy raiky nitsoky nitondra tavoangy nisy menaky magnitry lafo vidy izay fantatry am' gnagnara hoe narda na menaky tsy mifangaro. \v 4 Novakin'ity viavy ity + gne tavoangy ka nararakiny teo ame lohany jesosy gne menaky. Hoy gne mpanoradalana nifampiresaky hoe: "Ino gnanton'ity fandanindania fahatany 'ty?\v 5 Ity menaky magnitry ity, raha navidy da nihôtry gne vola telon-jato gne vidiny, da afaky nomè gne sahira. Raha vita izany, novignirandreo mafy ity viavy ity. \ No newline at end of file diff --git a/14/06.txt b/14/06.txt new file mode 100644 index 0000000..8828617 --- /dev/null +++ b/14/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 6 Kanefa hoy i jesosy namaly andreo hoe: " Apetraonareo izy agnano an'izay ataony. Nagnino anareo magnano an'zay mampalahelo an'azy?" Tsy fantatrareo fa Raha tsara gne vitany tamko. \v 7 Ambarako anareo fa gne sahira da eo aminareo mandrakizay ary da afaky magnasoa andreo anareo; fa Iaho kosa tsy ho eo aminareo mandrakizay. \v 8 Nagnano an'zay azony atao izy tamnà: nagnositry menaky enà izy ho marikè fandevegna anà. \v 9 Ambarako aminareo etoa manomboka androany fa ndre ia ndre ia hitory gne baiboly eran'izao tontolo 'zao, da tsy maintsy hizaka gne nanin'ity viavy ity izy ho fahatsiarova azy". \ No newline at end of file diff --git a/14/10.txt b/14/10.txt new file mode 100644 index 0000000..085572b --- /dev/null +++ b/14/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 10 Tsitapitapitry izay, avy i Jodasy Iskariota, mpianatry jesosy, raiky tamè roambinifolo lahy, nandeha tsy nangatak'andro tam'reo lohandohan'gne mpisorona hagnambara gne fika hamonoa an'i jesosy.\v 11 Faly da faly ireo lohandohan'gne mpisorona raha vao naharè izany ary da nampagnategna vola telopolo an'i jodasy. Nanomboky teo izy da nitady gne fomba hanolora an'i jesosy am'reo mpanoradalana. \ No newline at end of file diff --git a/14/12.txt b/14/12.txt new file mode 100644 index 0000000..6122780 --- /dev/null +++ b/14/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 12 Tam'gnandro vohaloany amè fihinana gne mofo tsy mavay,raha nagnano soro gne ondrin' Paska igny, hoy ireo mpianatry tam' jesosy hoe: " Aia gne tiànao andrahoanay gne sakafo mba hinànanao gne sakafon'gne paska?" \v 13 Nirahany gne roy tam'reo mpianatriny ka nafarany hoe:" Mekara agny atanà anareo, misy olo mitondra signy mifanendriky amnareo agny. Arahonareo izy.\v 14 Izay tragno hidirany gne hidiranareo koa, ary hangnotanio gne tompontragno hidiranareo hoe:" Hoy gne Mpampianatry hoe: 'Aia gne toera fandraisam-bahiny atoa afahako miara mihina gne sakafon'Paka miaraka ame mpianatro?" \ No newline at end of file diff --git a/14/15.txt b/14/15.txt new file mode 100644 index 0000000..708d9af --- /dev/null +++ b/14/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 15 Raha avy ao anareo, ambarany anareo gn' efitragno ambony 'zay misy fitaova efa vita karakara. Ao anareo magnano gne fiomana rehetra ho antsika am'Paka".\v 16 Lasa tokôtry gne mpianatry ary da avy sosa ama-tsara tagny an-tanà. Raha tao ireo, da tanteraky arak' e nambaran'i jesosy gne raha niseho tao, ka afaka nagnomana gne sakafon' ny Paska ireo. \ No newline at end of file diff --git a/14/17.txt b/14/17.txt new file mode 100644 index 0000000..6f6a81d --- /dev/null +++ b/14/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 17 Fa noho gn' hariva gn' andro, avy niaraky tamin' roambinifolo lahy izy.\v 18 Rehefa nipetraky sy nisakafo teo ambony latabatra ireo, nizaka i jesosy hoe:" ambarako anareo mazava fa raiky aminareo magnety enà io da hamadika ahy". \v 19 Nalaelo gne mpianatra raha nahare izany ka nizaka tsiraikiraiky tamnazy hoe": Tsy gne tegnako 'zany Tompo?" \ No newline at end of file diff --git a/14/20.txt b/14/20.txt new file mode 100644 index 0000000..23be596 --- /dev/null +++ b/14/20.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 20 Namaly i jesosy hoe:" Gne raiky aminareo roambinifolo lahy hamadiky ahy, izay miara- magnazoboky amina gne mofo agnaty kalisy am'zao fotona izao"\v 21 Fa fantaro fa gne zanak'Andriamanitra da tsy maintsy magnaraky gne lalàna efa voasoratry, zay efa voazakan' gne soratra Masina. Fa loza kosa ho an'zay olo hamadiky gne zanaky gne Zagnahary. Tsara ho azy raha tsy avy mihintsy izy" \ No newline at end of file diff --git a/14/22.txt b/14/22.txt new file mode 100644 index 0000000..89cdf6f --- /dev/null +++ b/14/22.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 22 Raha igny mbola nihina igny indreo, nandray mofo i Jesosy,nisaotry gne Zagnahary ka nizarazara sady natolotriny tamè mpianany nataony hoe:"Raiso, ity gne nofoko." \v 23 Ary aveo nandray gne kalisy izy,nisaotry gne zagnahary ary nagnome gne mpiantry mba indrano,ka nindrano aby izy rehetra. Da hoy i Jesosy tamin'izay: \v 24 "Ity gne ràn'ny fanekem-pihavanagny vaovao, Rà izay homeko hoan'ny besinimaro. \v 25 Ambarako anareo mazava fa tsy hindrano gne vokatry gne voaloboka koa aho mandra-pahavinin' gne fotoa hindranomako ao amè fanjakan'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/14/26.txt b/14/26.txt new file mode 100644 index 0000000..aa7f1f1 --- /dev/null +++ b/14/26.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 26 Rehefa avy niantsa gne hira fiderana ireo,da lasa nandeha niakatry ame vohitry Oliva.\v 27 Hoy I jesosy tam' ndreo hoe:" tsy maintsy elanareo aby anareo, fa efa voasoratra hoe "hovonigny gne mpiandry ondry ka hiparitaky gne ondriny" \ No newline at end of file diff --git a/14/28.txt b/14/28.txt new file mode 100644 index 0000000..3b6174c --- /dev/null +++ b/14/28.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 28 Fa raha mitsanga ho velo aho da avy alohanareo ao Galilia. \v 29 Namaly azy i Petera hoe" Ndre da iala anao aby gne rehetra, Zaho tsy iala anao " \ No newline at end of file diff --git a/14/30.txt b/14/30.txt new file mode 100644 index 0000000..87fa662 --- /dev/null +++ b/14/30.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 30 Hoy i Jesosy tamin'azy " Ambarako mazava aminao fa mbola tsy magneno on-droa gn'akoho am'ty aly ty, da efa handa ahy in-telo anao.\v 31 " Hoy Petera tamin'azy hoe: "Ndre da tsy maintsy maty miaraky aminao aza aho, tsy mandà anao aho." Samy napagnategna mitovy am'izany aby izy rehera. \ No newline at end of file diff --git a/14/32.txt b/14/32.txt new file mode 100644 index 0000000..b931552 --- /dev/null +++ b/14/32.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 32 Fa rehefa avy agny Getsemane ireo, hoy Jesosy tamin'gne mpianatry hoe: "Midoboa etoa anareo raha mbola mivavaky aho. \v 33 " Fa i Petera, Jakoba ary Jaona niaraky tamnazy, ka nanomboky teo gn'alaelo sy gne fahoria ahazo anazy .\v 34 Hoy izy tamin'dreo: " Mivadifò mafy gne foko, da akô hofaty. Midoboha etoa anareo ary mivavaha sy mibeba mafy." \ No newline at end of file diff --git a/14/35.txt b/14/35.txt new file mode 100644 index 0000000..c591ec9 --- /dev/null +++ b/14/35.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 35 Rehefa niataky lavidavitry i Jesosy, nandohaliky izy , da nivavaky mba hiala amin'azy gne fijalia izao . \v 36 Hoy izy : " Aba, Ray, efa ainao gne raha aby. Alay agny ity fijalia ity. Kanefa, aleo gne sitraponao gn'atao fa tsy gn'anaha. " \ No newline at end of file diff --git a/14/37.txt b/14/37.txt new file mode 100644 index 0000000..6ba8967 --- /dev/null +++ b/14/37.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 37 Raha nipody i Jesosy nahita andreo natory, ka hoy izy tamin'i Petera hoe : "Simona matory kaiky anao ? Tsy vitanao gne miamby ndre da lera raiky? \v 38 Membena anareo ka mivavà mba tsy hidiranareo ame fanahy ratsy. Satria mahery gne ratsy fanahy fa gne nofo gne osa! \v 39 Lasa fagnindroa izy nivavaky da mbola gne vavaky teo aloha gne nampodiny . \ No newline at end of file diff --git a/14/40.txt b/14/40.txt new file mode 100644 index 0000000..845dfb7 --- /dev/null +++ b/14/40.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 40 Raha nipody izy da nahita fa tafatory gne mpianatriny ary tsy nazaka ndre kidikidy.\v 41 Nagnato i Jesosy,fagnitelon'izany, ary nizaka hoe: "Da mbola matory evao anareo? Ampy izay, efa tonga gne fotoa! Mifohaza anareo! Nivadihan' gne mpanota gne Zagnahary. \v 42 Mitsangàna, andeha isika, hiteo fa efa akaiky gn' olo hamadiky ana! \ No newline at end of file diff --git a/14/43.txt b/14/43.txt new file mode 100644 index 0000000..b85b872 --- /dev/null +++ b/14/43.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 43 Raha mbola teo am-pizakà izy da avy i Jodasy, iraiky amindreo mpianatriny ,niaraky tamè gn'olo marobe izay ninday sabatry avy amè lohan'ny gne mpisorona, gne mpanora-dalana ary gne loholona. \v 44 Nagnome famantara gne mpianatry,nizàka nagnano hoe:"izay horofako da izy izay . Sambory izy sady embeno "\v 45 Raha avy i Jodasy da nagnatogny an'i Jesosy sady nizàka nagnano hoe "Ramose" sady norofany izy.\v 46 Nisamboriny i Jesosy avy eo. \ No newline at end of file diff --git a/14/47.txt b/14/47.txt new file mode 100644 index 0000000..a8b7460 --- /dev/null +++ b/14/47.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 47 Nisy mpianatry nitsaga teo, nagnazotso gne sabatriny ka nifira gne sofiny. Gne mpiaradia tamè mpisorombe.\v 48 Tamin'izay hoy Jesosy hoe: "avy anareo hisambotry anà, mitovy ame hisambotry dahalo, izay minday sabatry sy amesa? \v 49 Fa nagnino tamina nampianatry tao an-deglizy tsy nosamborinareo. Kanefa izay gne niseho mba hahatateraky gne vohalaza ao amè soratra Masy"\v 50 Nipody sy niala an'i Jesosy gn'olo niaraky taminizay Raha avy teo. \ No newline at end of file diff --git a/14/51.txt b/14/51.txt new file mode 100644 index 0000000..bc02f4e --- /dev/null +++ b/14/51.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 51 Rehefa izay, nisy zaza lehilahy raiky nisiky akajo mangarakaraky nagnaraky an'i Jesosy. Tselatsela teo, nosamborin' gn'olo izy,\v 52 Nalàny gne akazony nilefa sady nikozy izy . \ No newline at end of file diff --git a/14/53.txt b/14/53.txt new file mode 100644 index 0000000..f95655d --- /dev/null +++ b/14/53.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 53 Niavaky tamin'izay nindesy teo amè mpisorombe i Jesosy, nivory teo akatrefan'i Jesosy gne mpisorombe, gne loholona ary gne mpanoran-dalana. \v 54 Fa i Petera kosa nagnaraky an'i Jesosy lavidavitry tegny, magnodidy gne tokotany gne mpisorombe. Nidoboky teo agnilan'gne mpiamby izy, nitampindro tamè gn' afo satria nanàra. \ No newline at end of file diff --git a/14/55.txt b/14/55.txt new file mode 100644 index 0000000..a00a86c --- /dev/null +++ b/14/55.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 55 Kanefa gne loholona, gne mpisorona gne Synedriona Jiosy, \v 56 nitadia vavolombelo indesindreo hamono ka hafaty an'i Jesosy. Nefa tsy nahita indreo. \ No newline at end of file diff --git a/14/57.txt b/14/57.txt new file mode 100644 index 0000000..a33929b --- /dev/null +++ b/14/57.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 57 Nisy olo sasany anefa navandy, \v 58 Hoy izy hoe " horàvako ity tempoly namboarigny tamè tagna ity, ary ambohariko agnaty telo andro tsy hambohary tagna sanaky " \v 59 Saingy, tsy nahafaty anazy gne tobotiky nozakaindreo. \ No newline at end of file diff --git a/14/60.txt b/14/60.txt new file mode 100644 index 0000000..a412d75 --- /dev/null +++ b/14/60.txt @@ -0,0 +1 @@ +a\v 60 Ary nintsanga teo akaikin'i Jesosy gne mpisorom-be ka nagnotany hoe: "Tsisy ambara anao sa? Akory ity tobotiky hahisindreo anao ity?\v 61 Fa tsy namaly i Jesosy na inona ino. Da mbola nagnontany fagnindroany gne mpisorom-be hoe: "Ia anao sa? Anao gne Kristy zanak'e Zagnahary?\v 62 Da hoy i Jesosy hoe: "eka, iha i Kristy,ary tadidio fa ho itanao gne zanak'olo midoboky ankavanan'gne Zagnahary,egny amè lagnitry egny". \ No newline at end of file diff --git a/14/63.txt b/14/63.txt new file mode 100644 index 0000000..544ff53 --- /dev/null +++ b/14/63.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 63 Tamin'izay da vignitry mafy gne mpisorom-be ka norovatiny gne akazon'i Jesosy sady nizaka izy hoe: "Da mbola mitadia vavolombelo avao itsika. \v 64 "Renareo gnopa nozakainy teo. Akory gne fanapaha-kevitry amin'izany". Fa gne vahoaka teo kosa da nagnameloky ho faty an'i Jesosy.\v 65 Gne sasany da nandrora gne tarehiny, notakofandreo gne lohany sady nampirafitry indreo nizaka hoe:" Maminania sa?" Gne manam-boninahitry teo kosa namono sy midaboky an'i Jesosy. \ No newline at end of file diff --git a/14/66.txt b/14/66.txt new file mode 100644 index 0000000..21207f4 --- /dev/null +++ b/14/66.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 66 Fa i Petera kosa da nidoboky nagnodidy tegny ka nagnàto anazy gne raiky tamè mpiasan' gne mpisorom-be \v 67 Satria i Petera nanàra ka namindro tamè afo ka nodinihin'ity mpiasan' gne mpisorombe ity. Fa hoy izy hoe: "Naman'i Jesosy koa anao, izay avy any Nazareta" . \v 68 Fa nandà i Petera ka nizaka hoe " da tsy fantako,ary tsy lalako gne raha rohoninao". Avy eo lasa nandeha izy [ Fagnamaria gne fandikà sasany magnampy hoe " da nagneno tokotry gn'akoho Fa gne fandika taloha tena tsara da tsy mizaka an'io ] \ No newline at end of file diff --git a/14/69.txt b/14/69.txt new file mode 100644 index 0000000..b96ef13 --- /dev/null +++ b/14/69.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 69 Fa ity mpiasa vavy ity, izay nahita an'i Petera teo, izay niverigny nitsanga nagnodidy azy nizaka tamgn' olo maro teo hoe: " Naman' i Jesosy koa io lehilahy io! \v 70 Da mbola nandà i Petera. Tsy tapitapitry izay, nintsanga teo am' Petera gn' olo nagnotany hoe: "Naman'i Jesosy koa anao sa? Satria anao avy agny Galilia \ No newline at end of file diff --git a/14/71.txt b/14/71.txt new file mode 100644 index 0000000..b709495 --- /dev/null +++ b/14/71.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 71 Fa i Petera kosa nagnozigny tenga nitagny nizaka hoe: "da tena tsy fantako mihintsy ity olo zakainareo ".\v 72 Niaraky tamizay nagneno indroy gn' akoho. Ary da tadidi'i Petera gne zakan'i Jesosy tamin'izay hoe:" Da mbola tsy magneno indroy gn'akoho da andà ana in-telo anao". Raha vita izay da nalahelo sady nitomagny izy. \ No newline at end of file diff --git a/14/title.txt b/14/title.txt new file mode 100644 index 0000000..5a77d39 --- /dev/null +++ b/14/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 14 \ No newline at end of file diff --git a/front/title.txt b/front/title.txt new file mode 100644 index 0000000..1314ae6 --- /dev/null +++ b/front/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Marka \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 71c6afa..8642a9e 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -25,7 +25,8 @@ "id": "reg" }, "translators": [ - "MAD132" + "MAD132", + "MAD133" ], "source_translations": [ { @@ -84,6 +85,79 @@ "06-45", "06-01", "06-04", - "16-08" + "16-08", + "01-title", + "front-title", + "01-43", + "07-01", + "07-02", + "07-05", + "01-01", + "01-07", + "01-09", + "01-12", + "01-14", + "01-16", + "01-19", + "01-21", + "01-23", + "01-27", + "01-29", + "01-32", + "01-35", + "01-38", + "01-40", + "01-45", + "07-06", + "07-08", + "07-11", + "07-14", + "07-17", + "07-20", + "07-24", + "07-27", + "07-29", + "07-31", + "07-33", + "07-36", + "11-01", + "11-04", + "11-07", + "11-11", + "11-13", + "11-15", + "11-17", + "11-20", + "11-22", + "11-24", + "14-03", + "14-06", + "14-10", + "14-12", + "14-01", + "14-15", + "14-17", + "14-20", + "14-22", + "14-26", + "14-28", + "14-30", + "14-32", + "14-35", + "14-37", + "14-40", + "14-43", + "14-47", + "14-51", + "14-53", + "14-55", + "14-57", + "14-60", + "14-63", + "14-66", + "14-69", + "14-71", + "11-27", + "11-31" ] } \ No newline at end of file