auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-16 07:41:53 -05:00 committed by root
parent d687922bff
commit 204715fc66
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa n'iza n'iza nahasositry gne raiky aminareo kidikidy mino enah reo da tsara ho anazy gne agnatogna vato zakabe fikosoam-bary mifehy eo ame vozony ka halatsaky agny andranomasina. Raha gne tagnanao gne minday enao ame fahota da tapay agny. Fa tsara ho anao e miditry ho kilemay agny ame fiaina toy izay mana tagna roy nefa handeha agny ame gnafobe, izay afo tsy maty vonoy. [ Fagnamaria: e fandika tsara indrindra da tsy magnisy e fehezan-teny ao amigne andininy faha 44 sy 46 oe: "izaytsy maty mihitsy e h
\v 42 \v 43 \v 44 Fa n'iza n'iza nahasositry gne raiky aminareo kidikidy mino enah reo da tsara ho anazy gne agnatogna vato zakabe fikosoam-bary mifehy eo ame vozony ka halatsaky agny andranomasina. Raha gne tagnanao gne minday enao ame fahota da tapay agny. Fa tsara ho anao e miditry ho kilemay agny ame fiaina toy izay mana tagna roy nefa handeha agny ame gnafobe, izay afo tsy maty vonoy. [ Fagnamaria: e fandika tsara indrindra da tsy magnisy e fehezan-teny ao amigne andininy faha 44 sy 46 oe: "izaytsy maty mihitsy e h